HAMPITOVIANA HONO KARAMA MINISITRES-DÉPUTÉS-MAGISTRATS

1. cpd8910 ( 07/02/2012 12:46)
Lahatsoratra nanaitra anio ...

http://www.madagascar-tribune.com/La-justice-independante-tant-revee,17048.html
novalian'i cpd8910 ny 09/03/2012 23:05
2. locl ( 07/02/2012 13:42)
ahoana no ahafahana mandoa izany fa na ny ministres sy ny députés azany tokony hahena ny karamany
3. cpd8910 ( 09/03/2012 23:05)
tatarain'ny mpanoratra tsara hoe fomba ahoana ny handoavana io. Tsy misy vola vaovao tadiavina hoy izy dia vita io. Ny fitsinjarana ara-drariny ny karama be sy indemnité eo amin'ny sampam pitondrana telo dia ny mpanatanteraka (executif), mpanao lalàna (legislatif), fahefam-pitsarana dia ampy.
Ka tsy mipetraka zany ilay heo vola avy aiza. Ary proposition efa voateny ao tsara mithinsy koa io hoe karama deputé sy ministra ahena io mba hahafahana hampitovy azy amin ny an ny mpitsara.
Vakio aloha lay lahatsoratra vao miresaka fa zay no antony nametrahana azy teto fa mba hevitra vaovao nanaitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933