FIalana tsy ho membre @ serasera.org

1. rherym ( 06/02/2012 17:12)
AONA NY MANAO AN'IZANY
2. hery ( 06/02/2012 18:33)
Sali sali,

Ohatran'ny ao amin'ny yahoo.com sy ao amin'ny facebook ihany io :-p
Atao sarotsarotra mihitsy vao hita hoe ahoana ny tena fomba fialàna... amin'izay ny kil tsy miala lol. Fa any tsy misy mamaly zany rehefa manoratra... en fait tsy mamaly ny mpanorina anazy. Eto enao tonga de valiako :-p

Ok, ok, vazivazy iray andalana fa toa izao ilay lalana sarotra :-)

Mandehana ao amin'ny site Namana serasera.org
Mandehana eo amin'ilay hoe Fanoroana
Misy soratra ao hoe tsy te ho namana intsony
Raha mbola tsy kivy dia araho ilay torohevitra lazainy momba ny fialana tsy ho namana

:-)
Tsiky dia ampy

NB. Miala tsiny raha sendra nanohina ity valiny ity fa tsiky dia ampy :-)

3. mirananirina ( 10/03/2012 12:45)
Izaho koa dia hiala tsy ho namana intsony,ny antony dia satria misy olona manaratsy ahy "fafane"dia avoaka ampabemaso ny zvt lazainy,fa rehefa namaly azy aho dia tsy naseho ilay teny namaliako azy!?????Asa iza loatra no mialona ato izao,t'as gagné.
4. hery ( 11/03/2012 08:22)
aiza sy oviana izany? toa t sy namafa zavatra aho tato ho ato.
5. mirananirina ( 11/03/2012 18:54)
Omaly:tao @ fitiavana 13:25!!Ianao ihany angaha no manana droit hamafa na tsy mandefa ilay lazaina,sa ny mpandrindra ny fitiavana sa ny mpandrindra rht afaka manao izany daholo?

Ohatra omeko ireto tenin'ol ato forum

:VETAVETA, TSY MAHAY MANAJA TENA, MAIVANA, TSISY INSPIRATION, NUL A CHIER< TSY MATOTRA NO SADY MAIVAN-DOHA(tsy voafafa)

fomba malagasy = merde!! sns rht manaratsy ol sy miteny ratsy sns sns..............(tsy voafafa).

Mahagaga fa namaly fotsiny ilay fanaratsiana nataon'i "fafane"ahy aho dia tsy navoaka ilay izy
fafane< de nisy tohiny lava izay tsy averiko intsony satria manahirana angamba dia ilay "fafane"sisa no naseho,efa nisy koa iray tao @ "ratsy tarehy i stilo"dia tsy nafela ihany koa izay nosoratako afatsy ilay anaran'ol 2!!(tsy nisy inn mht anefa izay nosoratako)
Zany hoe amiko ilay izay tsy fitiavana tsotra izao.

6. hery ( 12/03/2012 06:38)
Ah, tsy mitovy ny hoe tsy niseho sy nofafaina mantsy. Raha tsy niseho dia meety olana avy amin'ny serveur na connexion sns, izany hoe tsy lasa ilay hafatra. Raha nofafaina dia hoe nofafaiko na ny admin. Dia io nolazaiko io hoe tsy mamafa hafatra firy amin'izao ary tsy namafa hafatra izahay.
Ilay hafatra nolazainao voalohany io dia tsy nofafaina satria nisy namaly. Ny sasany tsyhitak.
7. mirananirina ( 12/03/2012 09:10)
ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09