RAHOVIANA NO HITRANGA, ASA ANGAMBA ATSY HO ATSY...!

1. naritsimba ( 02/02/2012 07:56)
Rahoviana no hisy fihaonana e?
novalian'i voahirana ny 18/04/2012 10:24
2. mirananirina ( 15/02/2012 10:54)
Efa lany Vatsy daholo eh
3. ravatorano ( 23/03/2012 11:40)
asio fivoriana kely ary aloha handinihana izany e fa tsy maintsy miainga amin io ihany mantsy !
4. lo ( 30/03/2012 16:20)
aiza no mivory e
5. voahirana ( 18/04/2012 10:17)
dia ketreho ary ravato izay hanaovana fivoriana fa tena efa ela izay an!!!
6. voahirana ( 18/04/2012 10:24)
dia ketreho ary ravato izay hanaovana fivoriana fa tena efa ela izay an!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869