fampahatsiahivana

1. jesuisla ( 29/01/2012 14:19)
Betsaka ireo olona mamo no mandeha bus rehefa avy miasa @ hariva. Inona no miseho sy ny ho ataon'ny bus raha toa ka mandoa eo @ ankanjon'olona ireo mamo ireo?

Tsy mino aho hoe, tsy te ahalala ny bus, ary mody fanina izy. Samia àry mitandrina.
novalian'i jairai ny 11/03/2012 09:47
2. mirananirina ( 27/02/2012 16:23)
Refa misy olona mamo zany de tsy mitaingina de vita ko
3. hery ( 27/02/2012 16:32)
Ka matetika rehefa tafiditra ao anaty bus enao vao miditra le mamo. Raha taxi-be sarotra be ilay miala, surtout hoe efa nilahatra ela be.

Fa ny lalàna dia tokony tsy avelan'ny saofera miditra ilay mamo. Ary raha tsy mety mamoaka ilay mamo ilay saofera dia tokony afaka miantso polisy ny olona hanala ilay mamo ao anaty fiara.
4. jairai ( 11/03/2012 09:47)
sarotra be iantsona polisy am zany fa mampihena ny vola miditra no sady mandany fotoana fa ny mety angamba manao bus special olona mamo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3015