Lettre ouverte aminireo Malagasy misolelaka amin`ireo Vazaha nefa manambany mpiray-tanin-drazana

1. nary923 ( 28/01/2012 15:49)
Salama daholo isika,

Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao
an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-drazana ireny are tomopoko. Jerenareo, raiso anie ny cas-ny Air-Mad, izao lasa mandeha corsair ny gasy
hanaovanareo azy!!!

Comment??? Vous vous en foutez?????? vraiemnt...on verra: CONTINUEZ A LIRE,
Vakio ny tohiny raha tsy mahatakatra:

Tsy maninona izany fa manambanihy ihany Gasy fa izao: Asa angamba raha takatr`i ny saina kely nareo fa ireo gasy ireo anie no mampiditra vola, izay andoavana ny
karamanareo mianakavy ao e? ary io vola io no andoavanareo
ecolage-njanakareo avy eo!!! Izany hoe tsotra ny point-ko. Tsisy
client ianareo, tsy maintsy ho licencier-na satria tsisy vola aza ny
orinasa ka...lasan`ny corsair daholo!!!

Eo izay fa hitanareo ve eny @ny fivarotana maro ireny ireo mpivarotra na caissere izay milelaka vazaha, miaharaba aotran`ireny kely atidoa ireny kanefa tsy fantany fa ireo vazaha ireo ihany no manambaka sy manalika gasy eto. Tsy hitany angamba ireny vazaha manome euros an`ny zazavavy eto ireny pour ...erahana mahafantatra, tsy hitany angamba ireny orinasa frantsay sy karana manambaka gasy @ny karama diso ambany ireny (firy euros fotsiny ny karama n`i akamaron`ny gasy any @ny orinasa vazaha eto?? tena amiko, fanandevozana, sy fanambaniana no sady fanalikana fotsiny ireny). Ka ianareo izay TSY MAHAY MANAJA GASY ireo, FANTARO FA IANAREO IHANY NO ANDEVOZINAREO ..sa ve ...tsy takatra ny loha kely indray izany??

Raha mbola tsy mihino ianareo, vakio aza ny tohiny:

Fantaro fa rehefa tsy miverina ny client (no ny adalanareo ihany), dia mazava ho
azy fa tsy hisy ny vola hiditra, dia tsy maintsy hisy fiatraikany any
@ asanareo izany, na tianareo, na tsy tianareo (Licenciement). Misy koa eo an-kilany client sasany mahavita manompa mihitsy (aotran`ny ahy, na ny reniko moa sy ilay tonton-nay izay mahavita miteny mahery ireo olona manao tsy rariny ary teto tana, sahiko no manambara fa efa betsaka no efa voateniko fa izaho dia tsy manaiky mora izany fa avaokako any ny ahy!!! TANT PIS rehefa maivan-doha mi-servir clients!!!) ka mety andatra anao izany raha sendra an`olona aotran`izany ianao.

Ka mahaiza mitandrina fa raha vaodaka ao ianareo, ianareo ihany no tsy
ahazaka, no sady tsisy hanina,no tsisy karama, no sady ataon`ny havana maty fosa (VOILA!!)...ka ampiasao ny atidoa raha mbola misy
fa aza manao fisainana vodin'omby aotran`ny fanano`ny gasy sasany
ireny!!!
Izaho aloha dia tsoriko fa betsaka izay ny toerana tsy noverenako
intsony no izay fisainana ambany ny gasy sasany izay, ary noresahiko
t@ havako ilay izy ka dia TENA MAZAVA ho azy fa very koa izany ireny
clients ireny. Ka...ry gasy sasany mpilelaka vazaha, ry gasy sasany mpanambany tanin-drazana, miheritrereta kely re tompoko ooo!! Fantatrareo ve fa mety ny zanakareo ihany no mety ho tangenan`ireny vazaha soir-be ireny pour 10 euros any aoriana any na ampiasany atao commercial dia payer-ny 2 millions par mois, avec 'salaire variable' en fonction de l`intensite des activites sur le canape. Izany ve dia mbola milelaka tay amin`ireo ihany ireo gasy sasany maivan-doha??

ampiasao ny atidoa raha mbola misy ao amin`ny lohanareo ao fa ny fihetsikareo sasany ireo dia misy consequences izay
mety tsy ho ampoizinareo...ka tandremo ihany sao renvoye(e) ka eo vao
tsy mahita ho atao intsony e no sady afabaraka ao @ fianakavianareo ao
(tsy ireo ve moa no andatsanareo sy hanenjika rehefa tsisy vola sy tsisy asa ianareo??
sa ve... diso indray aho.
Samia aza miheritreritra isika rehetra...:)
novalian'i joart ny 21/01/2013 12:37
2. andrywui ( 07/02/2012 21:07)
marina loatra ny teninao , tsisy hiadiankevitra mihitsy fa le politikan'ny mpitondra fanjakana mihitsy no tsy mety e ! - izany hoe raha orin'asa gasy ohatra no mampiasa gasy de tsy maninnn asiana baremmm oe hatreto de raha orin'asa vahiny kosa indray de tokony hanaraka na tsy de mitovy amin'ny marikarama farany ambany amin euro aza fa mba misongadina kokoa amin mahaeuro azy !! ny fanjakana mihitsy no tokony hametra anzay satria hinoana fa tsy hampandositra ireo orin'asa vahiny mihitsy raha toa ka atsasakin'ny marikarama farany ambany any ivelany no ataony eto m/car !!!
3. andrywui ( 07/02/2012 21:08)
marina loatra ny teninao , tsisy hiadiankevitra mihitsy fa le politikan'ny mpitondra fanjakana mihitsy no tsy mety e ! - izany hoe raha orin'asa gasy ohatra no mampiasa gasy de tsy maninnn asiana baremmm oe hatreto de raha orin'asa vahiny kosa indray de tokony hanaraka na tsy de mitovy amin'ny marikarama farany ambany amin euro aza fa mba misongadina kokoa amin mahaeuro azy !! ny fanjakana mihitsy no tokony hametra anzay satria hinoana fa tsy hampandositra ireo orin'asa vahiny mihitsy raha toa ka atsasakin'ny marikarama farany ambany any ivelany no ataony eto m/car !!!
4. andrywui ( 07/02/2012 21:08)
marina loatra ny teninao , tsisy hiadiankevitra mihitsy fa le politikan'ny mpitondra fanjakana mihitsy no tsy mety e ! - izany hoe raha orin'asa gasy ohatra no mampiasa gasy de tsy maninnn asiana baremmm oe hatreto de raha orin'asa vahiny kosa indray de tokony hanaraka na tsy de mitovy amin'ny marikarama farany ambany amin euro aza fa mba misongadina kokoa amin mahaeuro azy !! ny fanjakana mihitsy no tokony hametra anzay satria hinoana fa tsy hampandositra ireo orin'asa vahiny mihitsy raha toa ka atsasakin'ny marikarama farany ambany any ivelany no ataony eto m/car !!!
5. VVSihany ( 17/06/2012 12:34)
tena marina aloha fa ny orinasa frantsay eto dia manambaka faty gasy fotsin eeee....
sady mi exploier no manomehy karama ambany. reo frantsay alika reo no tokony hanaovana racisme iverse eto fa iza faty koa no hanaiky anireo. ny ahy aloha dia rehefa hitako eny @ magasin d ataoko mahamay ieny vagaha vizana ireny e... ny ahy sady miavona ahy, no manao tezitra no froid be...ataoko hitany mihitsy...rehefa mihetsika aza dia kitihiko mihitsy sady modiako fanina no lasa mora ihany aho; ny zanako lahy moa d mangarika frantsay mihitsy no vitany.
6. cocombre ( 21/12/2012 06:39)
Marina ny resahanareo tsy ambony fa izao : ny vahiny anie izay toerana mety hahazoany tombony ihany no ijanonany e, tsy miasa @ toerana mety lafo karama zany izy fa manjary tsy misy tombony betsaka ho azy. Izaho aloha dia d'accord mintsy oe isika gasy dia rehefa vahiny dia misolelaka fa rehefa gasy dia ambaniana. Misy olona fantatro izay migeste be rehefa vazaha no miara maka sary aminy, te hampiseho angamba hoe zany zahay.
Ny comble anie ry zareo dia miavona be ny gasy any ivelany any e? ny ankamaroany : efa iavonan'ny vahiny angamba dia mba miavona koa rehefa tonga eto, lol.
7. joart ( 21/01/2013 12:37)
Salanitra tompoko

Ho an'ireo izay manambany mpanjifa malagasy dia miombon-kevitra tanteraka aminareo ny tenako.
Raha ny hoe miasa amin'ny frantsay kely karama kosa lo diso zay amiko. raha aty amin'ny faritra iasako sy izay efa niainako dia ireo miasa amin'ny frantsay no tena be karama fa ny tambiny kosa dia mila miasa mafy. raha niasa tamna karana kosa anefa dia sady miasa mafy ianao no mikarama kely. Ary io tsy ho e ankahalao retsy fa izao satria samy manana andraikitra ny tsirairay amin'ny fanekena sy nyfiraviraviana tanana eo anatrehan'ny zava mitranga. (laxisme). sitrapontsika matoa manaiky hiasa amin'izay karama omeny sy ny fomba itantanany antsika isika eny fa na dia ireo manambany mpanjifa malagasy aza. raha eo imasoimaso isika no manao izao resaka izao, izay nanambany anao indray no menatra ary hiala tsiny aminao ny fitantanana ny orinasa.
Misaotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2788