ANDAO HAKA LESONA SY ANDINI-TENA.

1. rijadolly ( 28/01/2012 05:36)

[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x2ghk1_tsiky-tsidika-amboa-masiaka_fun#rel-page-1[/dailymotion]
2. rijadolly ( 28/01/2012 05:43)
Maro tokoa ny lesona azo avy amin'io ary tena resy lahatra aho ka izay no nandefasako azy eto.

INONA AVY ARY IREO LESONA TIAN'MPANANKATO HAVOHITRA?

- Aza manambany ny asan'hafa.

Manentana ny fanampianao izay nahazo ilay hantsikana mba hitanisa. Misaotra mialoha amin'ny fandraisana anjara.
3. jesuisla ( 29/01/2012 16:42)
Tena marina zany. Az manambany ny haf na zay zavatra rehetra ataon' hafa, na zay rehetra momba ny hafa. Az tia manaratsy. F ny an' ny tena no tokony ho eritreretina.

Rah toa ka misy ny azo atao d ny mifanampy, ny mifanoro, ny mifanohana,sns é.

F inona kay zao no tokony hanampiako anao? Zah aloha tsy mba mahay an'io kose. Mba tena mba kozy vrai zany an! Sady to,............Fa inona kay io é? Tena mbola tsy nahita hoatran'io mihitsy aho an!

Io no atao hoe sakafo gasy.
4. mirananirina ( 29/01/2012 18:01)
tsitany ilay izy ry rijadolly
5. rijadolly ( 30/01/2012 00:19)
Tuesla? Ao tsara se an? Video io, sa tsy hitan'se any marina ilay izy?

ity indray misy hevitra kely hitako ao anatin'ilay tantara kely.

- Isika matetika dia tsy mahatsiaro tena fa tsy mety ny zavatra ataontsika raha tsy mihatra amin'tenantsika ilay zavatra. "tsongoy fon'tena, tsongoy fon'olona"
6. rijadolly ( 01/02/2012 15:11)
Ity indray aza misy iray e!

- Ny zavatra izay mampihomehy antsika matetika dia tokony heritreretina tsara sao mandratra ny hafa. Tokony tsy ho adino araka izany ny fialantsiny rehefa nahatsapa nandratra olona isika.
7. rijadolly ( 05/02/2012 18:54)
Inty inday misy hevitra iray azo avy amin' io antsikana kely io.

Aoka ataontsika ao antsaina lalandava fa napetraky ny mpiara-belona amintsika eo ambany fahefan'Andriamanitra ny zavatra kely ananan' sasany. Noho izany, Mihatrika an' Andriamanitra isika eo amin'fanambakana ny madinika sy ny fanaovana tsinotsinona azy ireny.
8. mirananirina ( 06/02/2012 13:58)
Marina izany,ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.456