asa any an-trano internet (tsy arnaque velively)

1. aayah ( 26/01/2012 12:05)
ASSUREZ VOTRE AVENIR DEPUIS VOTRE DOMICILE:
- Vous étes à la recherche d'un travail à domicile ou d'une activité complémentaire et désireux de réaliser de SERIEUX revenus?

- Vous révez d'un revenu complémentaire pour vous et votre famille,

- Vous souhaitez des revenus à la hauteur de votre travail,

- Vous étes motivés pour travailler depuis votre domicile,

Alors Saisissez cette opportunité : cette annonce est peut-étre pour vous le démarrage d'une nouvelle vie qui va enfin récompenser votre détermination. Nous recherchons des personnes MOTIVEES uniquement !!!

Ce n'est pas pyramidal (c'est interdit), ni commercial (rien à vendre, aucun stock à acheter, aucun kit)



Si Vous souhaitez changer de vie, en travaillant à domicile pour étre plus proche de votre famille, travailler avec moins de stress, avoir un complément de revenu à domicile pour améliorer votre situation financière, nous vous donnons la solution à ce changement

CONTACTEZ-NOUS ET NOUS REPONDRONS A TOUTES VOS QUESTIONS, écrire à marion.elysee@gmail.com

N’hésitez pas à vous porter candidat!
2. nahitantsoa ( 04/03/2012 16:49)
salama tompoko
za nanao any le asa de to tsy payé zany akory fa manadala ola fotsiny
3. Marijane ( 18/01/2013 05:39)
akory aby ô!
zany ve ry Nahitantsoa, afaka lazainao ve le site
4. batshi ( 24/07/2014 10:31)
Tena tsara tokoa ny asa atao any antrano atao @ internet fa mila mamantatra tsara isika hoe tena marina ve izy io ary tena ahazoana vola marina ve.
ho anao izay liana @azy io dia mitadiava aloha porofo mivaingana @ilay olona mitarika anao fa sao dia jamba mifampitarika eo ianareo.
izaho manokana dia efa nanao asa en ligne marobe ary manana traikefa ny @zany saingy izaho aloha hatreto dia misakana 100% raha toa ka avy any ivelany ilay izy satria tsy hitanao izay hanaovana reclamation raha misy olana ianao fa kosa mamporisika antsika raha toa ka malagasy ilay izy ary manana porofo ilay olona mitarika anareo , maro ny zavatra efa misy eto amintsika fa raha toa ka misy mahaliana anareo dia aza misalasala manoratra @ milamihary@gmail.com fa vonona ny hanome fahafahampo anareo izaho
misaotra
mr batshi
5. mpisotrtoaka ( 24/07/2014 11:05)
ny fanontaniako kely re olona d ilay hoe 15 mn na 30 mn par jour ireny 300 mil ariary + bonus ireny v ity sa hafa miits ndray ! Ireny no tiako hanontaniana hoe mitombina v sa ny fanjakana miits no ts te hivaky loha fa aleo ny efa ts an'asa ts hitafy intsony fa hijabaka amin'izy ireny ?
6. batshi ( 29/07/2014 11:27)
tsy hoe tsy mitombona izy ireny fa misy marina tokoa saingy mafy be ny asa ary vitsy 2% ihany no mahazo an'io 300mil/mois io saingy raha toa kosa ka vitanao antsakany sy andavany ny asa dia mahazo ianao ka ,izy ireny anie dia efa manampy ny fanjakana @tsy fahampiana asa ihany koa e na izany aza anefa dia hamarino tsara vao mijabaka e
7. hajarilanto emmanuel ( 11/07/2017 12:55)
salama tompoko,mba omeo ny site n'izany asa izany re izaho fa tena interesse amin'ny ilay izy!
8. liva6 ( 27/09/2017 05:25)
Si vous recherchez un travail en ligne qui paye vraiment, visitez ce site : http://zukeredrbuxo.bid/9172606270691/. Une fois entrée, vous n’avez qu’à vous inscrire et commencer à travailler. Il suffit de remplir correctement la case et vous obtiendrez de l’argent. Vous n’avez pas besoin de payer quoi que ce soit. Pour le paiement, il existe divers modes : paypal, carte bancaire, western union… Selon votre disponibilité, vous pouvez travailler de 2 à 3 heures par jours ou moins. Mais pour ces intervalles de temps, vous pouvez gagner entre 50 à 300 euros selon votre vitesse.
9. wilaya ( 20/10/2017 01:20)
Bonjour,

Besoin d'un travail à temps partiel pour complément de revenu,
Il suffit just de vous inscrire sur: http://feredrnyge.trade/1727871440019 , clicker sur register et suivre les instructions.

Bon gain à vous
10. wilaya ( 20/10/2017 01:25)
Bonjour,

Besoin d'un travail à temps partiel pour complément de revenu,
Il suffit just de vous inscrire sur: http://feredrnyge.trade/1727871440019 , clicker sur register et suivre les instructions.

Bon gain à vous
11. rhaj0 ( 20/10/2017 11:55)
TSISY mana latsaka avy any @ interinety izany hono. Fa rahefa desespa moa dia lasa "minomino" an'izany, dia voambakan-dry Tsivalahara ee...

Eto jerena ohatra, dia azonao ny lojikan'ny jono fataon'ireo matesa faingana ireo.
Fa rahefa hotr'ireny dia hanontanio i google, hoe
"[size=18]is mocmoney legit?[/size]",
dia hahita fanairana be dia be ianao

https://www.youtube.com/watch?v=KCHT3OsiKDw
12. rajaonoelina ( 21/03/2018 11:15)
Tena sérieux ity site de travail en ligne ity ry zareo an! Izay te hitsidika na hiditra dia ato no ahitana azy : http://ozmoney.site/7004691629856/ Rehefa feno 150$ ny vola azonao izay vao afaka manao retraits an!
13. yannickcolas501 ( 12/07/2018 06:10)
ho anao izay manana connection isan'andro ka mazoto ny iasa en ligne de ty misy lien omeko anareo http://moneysmsapp.com/faq/ de telechargeo ao le application de manaova inscription de aza adino ny mampiditra ty code ty 3CD9479694 @ inscription mba azahoanao bonus.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009