2012 taona vaovao ny RARY tena tsara, soa sy mendrika ataontsika zanany ho an' i Madagasikara

1. nygasysoafifameno ( 23/01/2012 23:39)
Ny Madagasikara Manentana ny kolontsaina ho fampivoarana
(Madagascar animation culturelle pour le développement)
Ny tambazotran'ny olom-pirenena tia tanindrazana, ny Hery velona, ny hay ambony, ny hay avo lenta an-ny zanak'i Madagasikara
Le Réseau Citoyen du Patriotisme des Forces vives, des Intellectuels, et des Elites enfants de Madagascar (à Madagascar et à travers le Monde)
Ny mpiandraikitra: Profesora Johnson Jacky THAÏNA
Dia manasa am-panajana anao (anareo) amaky ny blaogy
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Maneho ny Rary tena tsara soa sy mendrika indrindra ataontsika zanany ho an' i Madagasikara; sady manazava manabe mampita ny fahalalàna tena izy mikasika ireo zava-nisy, zava-doza, zava-misy ny tena olana ifotony 52 taona (1960-2012) manetry ny malagasy ho mpifidy adàla, sady manidy an'i Madagasikara anaty fitaka sandoka ary lavaka misy ireo firenena mahantra (nampahatrana) indrindra eto an-tany...ary ny vaha olana matotra sy maharitra RARY azo tanterahana.
Aza adino koa ny mamangy ny site madagascar animation culturelle.
Ilazao ireo namana sy havana ampahalalao ny fisian'io blaogy mombany tambazotra io
sy ny boky roa efa amidy eny amin'ny librairie eto Madagasikara Md paoly...
azonao koa hafarana eto Rennes jereo ao amin'ny blaogy.
Misaotra ary mirary taona vaovao hitondra ny tena soa sy ny tsara.
Ny Pr Johnson Jacky THAÏNA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095