2012 Taona vaovao! Ny RARY tena tsara indrindra soa sy mendrika ataontsika zanany ho an'i Madagasikara

1. nygasysoafifameno ( 22/01/2012 23:24)
Ny Tambazotran'ny olom-pirenena Tia tanindrazana, Ny Hery velona, Ny fahaizana ambony, ny fahaizana avo lenta an'ny Zanak'i Madagasikara
(Réseau citoyen du patriotisme, des Forces vives, des Intellectuels et des Elites Enfants de Madagascar) à Madagascar et à travers le Monde.
Ny Madagasikara manentana ny Kolontsaina ho fampivoarana
(Madagascar animation culturelle pour le développement)
Ny Mpiandraikitra Profesora Johnson Jacky THAÏNA
Dia manasa am-panajana anao (anareo) amaky ny blaogy
www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Ny Rary taona vaovao kanefa koa ny momba ireo olana ifotony ara-drafitra sy ara-tsaina tsy azo idivirana tsy maintsy jerena hatrika ary omena ny vaha olana tena izy matotra sy maharitra mikasika an'i Madagasikara.
Dia misaotra anao (anareo) ilaza amin'ireo namana na havana na eto Madagasikara na aty ivelany ,izao fanentanana fitiavana an' iMadagasikarantsika hatao izao.
aza adino fa efa amidy eny amin'ny librairie eto Madagasikara Md Paoly... ireo boky roa fanabeazana maha olom-pirenena hitanao ao amin'ny blaogy azonao hatao ny mividy mivantana aty ivelany.
Ny mpiandraikitra Profesora johnson Jacky THAÏNA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1196