Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba m...

1. rebiryx ( 19/01/2012 12:14)
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba mahalala olona afaka manome ireny Fiara manokana ho an'ny sembana ireny (véhicule adapté pour une personne handicapé), na dia efa niasa aza ? Mba handefaso torohevitra eny ihany moa ry zareo an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.826