OP KARAJIA ina tena asany ?? afaka mba valin'ilay Hery tompony ve

1. Bozycaline ( 18/01/2012 20:58)
Misy fanontanina mipetraka ina no tena asa ilay OP ao Karajia ? ny fahalalako azy dia mampiatra ny reglement karajia

Ito atokao copier coller ny soratra nosaratako , (extrait archive 17 Janvier 2012)

***BozyMilay entrepas aloha taloha fantaro taraina be taty amiko eto tsy misy mpitia , tatara taty amiko fa hanambady nony tsy vadin'ilay olona aty amiko mila vaniny

([size=15]19:02:49) mitsiky> !k BozyMilay aza mamorona fa za efa nanambady fa ts otranao wa(19:02:49) Nodakain'i Oceane i BozyMilay tao amin'ny #serasera (aza mamorona fa za efa nanambady fa ts otranao wa (mitsiky))
[/size]
[size=15]vakio ny soratro : nisy ompa , nisy nitonona anarana'ilay OP ve ? tsy azoko maninona ilay OP MITSIKY , Matsiaro tena visée? , iny ampin 'ilay OP iray WENDY izay mi bannie; Ina marina no tena asa ireo OP ireo???? [/size]
[size=15]dia asa raha tonga saina ilay MITSIKY lazaiko ny zavamisy ao ohatra ny matsiaro tena visée ; ka isaky ny mandaka sy bannie dia be ny olona mahita azy ridicule ao sera ary dia milaza ahy izany amiko ao PV. [/size]


Ao @ sera ao salon mody fampiresaka tsara daolo eo @ salon; fa ao PV maro ireo faly sy manohana ary mankasitraka ny hilazako ny zava misy ao @ karajia sera .
:) :) :) :)
2. Anakounda ( 20/01/2012 15:58)
MITENY FOANA TITINAAA
3. mirananirina ( 23/01/2012 16:34)
Raha izaho no ohatra anao ry bozycaline de tsy miditra karajia intsony aho fa wawawa isan andro lava zao n'y anao sy op ! Manana hambo po!!!!!
4. BozyCaline ( 25/01/2012 15:00)
mirananirina:

Raha izaho no ohatra anao ry bozycaline de tsy miditra karajia intsony aho fa wawawa isan andro lava zao n'y anao sy op ! Manana hambo po!!!!!


Te[size=15][b]na manana hambopo tokoa aho. Tonga ao KARAJIA aho tsy ho any OP mitsy fa hitafa miaraka @ nireo mpiray tanindrazana. Araka filazan'i RAFOHY OP natao seraseran'ny malgasy karajia

Ary Mampiseho ny fomba ny OP (MITSIKY , JESSY , XHENA ; WENDY ) izay tsy manao ny asany fa manavakavaka, mpiaro ny mpanaratsy sy mpanala baraka ary ny mpifosafosa izay tsy fanaraka @ reglement karajia.

Troupe ANAKOUNDA fosa sy manaratsy olona ao salon faly ery ny OP mamporisika sy mandray anjara @ nizany

OP tokony olona neutre impartial ary mandrindra ny salon.

A[u]ry adidiko koa ny mampiseo ny zavamisy izay makarary anareo. Marihako fa hankasitrahin'ny olona maro ao karajia ny ataoko milaza zavamisy. Fa ao karajia moa tsy misy sahy teny vantana ao salon matahotra ho bannie ohatra ahy. Betsaka no mody mampiresaka ao salon midokadoka sy mitory fitia an'ireo mitady sy tsy ampy nefa any PV laza ny zavamisy izay soratako eo @ salon izay tsy tin'ireo OP hoe mpisolovava aho.
:) :) :)
5. m.i.s.a ( 25/01/2012 17:52)

mirananirina:

Raha izaho no ohatra anao ry bozycaline de tsy miditra karajia intsony aho fa wawawa isan andro lava zao n'y anao sy op ! Manana hambo po!!!!!
ny hanampiako azy fotsiny dia ny hoe "mahaiza manaja tena fa efa toa olona tena efa zokiny ihany ianao io e!
6. bozycaline ( 27/01/2012 10:39)
m.i.s.a:


mirananirina:

Raha izaho no ohatra anao ry bozycaline de tsy miditra karajia intsony aho fa wawawa isan andro lava zao n'y anao sy op ! Manana hambo po!!!!!
ny hanampiako azy fotsiny dia ny hoe "mahaiza manaja tena fa efa toa olona tena efa zokiny ihany ianao io e!




[size=16]Matoa nareo be kiahana sy vaky loha @ nizay soratako dia tsy mantanty ny marina, ary inona no atao hoe tsy manaja tena aloha?? Ny olona mpanaratsy sy mpanalabaraka ohatra troupe dry ANAKOUNDA ao KARAJIA arovan'ireo OP ve no olona no atao hoe manajatena ve???

Jereo tahirindresaka resaka fosa fosa ; efa soratana izany zavamisy izany tsy tantin'i OP isany satria izy ireo anisan'ireo mpifosafosa miaraka @ ny mpanaratsy ka solution ataony dia mi bannie @ nizay manararaotra manaratsy tsy misy manakihina[/size].

7. m.i.s.a ( 27/01/2012 11:53)
ataovy any ambadika any re ny adinareo fa inona ary ity e ? tsy anao irery anie ity sehatra ity ary aoka mba tsy ho règlement de compte no ho hitanay eto e !
8. bozycaline ( 27/01/2012 18:52)
m.i.s.a:

ataovy any ambadika any re ny adinareo fa inona ary ity e ? tsy anao irery anie ity sehatra ity ary aoka mba tsy ho règlement de compte no ho hitanay eto e !



[size=15]Mampiseo ny zavamisy ao KARAJIA sy fomba ny OP ao, izay tokony olona mpandrindra sy impartial! nefa tsy izany no hita surtout ilay MITSIKY!
Vakio ny tahirin dresaka raha tinao hita ny zava misy fa tsy misy mamorona eto
[/size]

Matoa nasina dinika natao hanoratana sy hilazana ny heviny, samy manana zo hanoratra ny tsirayray


9. antsolia ( 01/05/2012 07:00)
BozyCaline ô efa olon-dehibe ianao tokony hanaja tena amin'izay fa tsy hiwawawa lava eo, virtuel ve atao hankarary fo fa rehefa tsy tiana dia miala. mikasika an'ilay hoe mifosa, tsy ianao mihitsy ve no tena sefony ao e manely hoe ranona sy ranona nitantara an'izao tamiko, nefa ilay olona aza tsy mpiresaka aminao akory. te ho interessante hoe tian'olona dia mamorona, amboary lay fiainana fa tssssssssss
10. bozycaline ( 09/05/2012 21:29)
ANTSOLIA
Ary enao io anga olona zazakely tsy mbola misaina??


[size=15]- Inona ny atao hoe tsy manaja tena? satria ve manoratra sy mampiseho ny zava misy ao Karajia sera dia hoe tsy manaja tena ?
[/size]



[size=15]- Ao karajia milaza ny zava misy tantarain'olona aty amiko aho tsy hitako resaka fosa @ izany. Enao koa izany anie miheno sy mitantara izay lazain' olona ao e asehonao eto fosa koa enao izany ve? Iza izany olona tsy mpiresaka tamiko nolazainao izany ? sa enao no mamorona.[/size]

- [size=15]Entre pas hoe manao interessante aho fa mitady ho fitian'olona , Diso be enao tsy ao Karajia mitsy aho no hitady fitia araka lazainao monde virtuel! Enao anga ao no mitady fitia??
manenlingelina ny fiananao angaha aho raha hoe manao interessante? Enao no tena marary fo sy tena voa mafy ao monde virtuel raha izany [/size]


:) :) :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1444