You are here: home > Forum

Toro hevitra

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Toro hevitra
Valiny : 1
Enry - 17/01/2012 13:35
Raha misy olona tsy mety hampiditra any lisany amin'ny Boite na discotheque.. dia toro hevitro fotsiny. Tsara ra hilaina vaninaa na hakorotana ny fety, ary tsy maninona raha tonga aza ny piaro filaminana. Tadidio fotsiny le bandy miseo milay eo ambavahady ireny..

- raha fantatry lisany ny vamm any, dia vakiana ny pneany.
- Ody tenenina we, angaha elah tsy hivoaka eto sns..
Valio | Miverina eny ambony
vale - 18/02/2012 20:45
looool, tsy ratsy kosa koh, hihi
Valio | Miverina eny ambony