matanjabe

1. ralongue ( 07/01/2012 16:05)
salut dôl de bonne année

Mijaly be ny vadiko amin'ny alina rehefa manao firaisana izahay satria za tsy norme mitsy raha tsy mahavita in-3 na in-4 isan-kalina. Rhefa niafampiresaka izahay de aleo hitady sipa na manambady na tsy mambady hi secondée an'azy. raha misy vonona de homeko ny contacte.
novalian'i fidelite ny 02/03/2012 13:30
2. galasm ( 10/01/2012 20:13)
aza be laingalainga eo ralongue an ,tsy mahatosika intsony hono ianareo dia mitady bandy hafa ramatoa ,maty andavaka foana huhuhuhuhuh
3. jesuisla ( 22/01/2012 05:59)
tena misy ny toy zany, ary efa niakatra tribunal sy police, mba hijerena ny marimaritra iraisana.

1 - tena nijaly b lay vehivavy, f tsy afanitsangana intsony. F nalemy ny lohaliny 2. isaorana andriamanitra fa nanana trano ry zareo. manao ny malotony eo ambony fandriana lay vehivavy, ary efa ho 3 andro vao misy manolo, mandra-pahafatiny.

lay vahivavy hafa, d ny andro voalohany niarahana ihany no nisarahany. Avy nivarotra safira ralehilahy, d nahita vehivavy, ary nasehony azy ny vola 25 millions. D nanaiki ny hivady izy 2. nanao firaisana izy reo @ 8 ora sasany maraina, @ 11, @ 3, @ 6 hariva, ary tà 9 alina. Vao natory rangaha d lasa nandositra ravehivavy

niakatra police ty raharaha, ar tsy manaiky mihintsy ralehilahy satria hono vadiny io. d natao ny marimaritra iraisana.

Lay vehivavy tompon'ny hotely no mitady vehivavy 3 isankerinandro fa mijaly ny vadiny

mijaly reo lehilahy reo, satria ireo côtier d tsy manaiky ny hanambady azy ireo. efa zatra izy d sarotra aminy ny miala

noho ny vadinao tsy miasa sandry, tsy mias mafy, f tia mandehandeha, na mihinana rongony, ary noho izy tsy fotsy fihodirana, d tratra aloha ianao.

olana faha 2, mety hiteraka any ankafa izy. ary hozaraina ny fananana erhetra, satria zanany ny any. Ny aretina, ny vola ho lany @ vehivavy hafa, ny fiarahamonina,sns

nasehoko ireo olana ireo, f anjaranao no misafidy sy manapakevitra

4. jesuisla ( 22/01/2012 05:59)

5. jesuisla ( 29/01/2012 15:15)
Angano tena izy. Nanambady lay vehivavy zokin'izy 6 mirahavavy. Fa 7 vavy ry zareo no zanaky ny dadany. Lay lehilahy vady d tsy manaiky mihitsy raha tsy 1111111......isan'andro. D nandeha ny fotoana sy ny andro. Nanomboka nahatsiaro reraka ravehivavy. Nanomboka niasa saina ny ho tohin'ny tantara. Mbola hisy farany ihany ve zao mahazo ahy zao, hoy izy aneritreritra? Tsy hitany zay atao. Toa verivery saina ihany izy.Lay lehilahy d mahafantatra tsara lay proble, fa mody fainina fotsony.
Ela ny ela, nadeha ny fotoana, d notantarainy t@ ireo zandriny 6 ny proble. Nalahelo reto zandriny. Ka hany herin'izy ireo d nanampy ny zokiny @ adidy sy andraikitra sahaniny, ho voninahitry ny tokatranony.
6. jesuisla ( 29/01/2012 15:18)
Nisy ny antony sy ny fomba niandohany mahatonga reo firenena manaiky ny hanambadiana maro, mba tsy ho faty lay vehivavy.

Ireo lehilahy ireo d tsy tia vehivavy mahia, fa ngodalahibe no tiany.

Zany hoe, ahoana kay zany vehivavy ngodalahibe? Sao d mba lehilahy àry zany. Tsy lehilahy zany, f vehivavy botak b.
7. fidelite ( 02/03/2012 13:30)
belainga marina belongue zany. Jesuilà kou amin'izay de miseho jesui mihitsy hoe mahafantatra. tsy misy an'izany e, mety hoe afaka herinandro izany defa tsa poins intsony. ny mihoatran'izay...arira be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1311