resety sakafo tsotra indrindra fa mahasalama tsy misy additif, tsy misy glutamate de sodium na vetsin, na maggi sns ...

1. bichette ( 05/01/2012 11:59)
Inona avy ny resety atolotrareo ?
novalian'i Ratoa ny 23/02/2012 21:10
2. dadasy ( 05/01/2012 13:50)
Sakafo tsotra, fahita andavanandro: vary mena na vary gasy (low carb), ravimbomanga sy henomby (iron and protein), desera voasary 1 loranjy na mandarinina (vitamin c). Azo asiana salady miaraka aminy: ravintsalady voadio sy voasasa tsara @ rano tsotra, afangaro voatabia voatetika tsy madinika loatra, azo asiana tongolo be koa raha mahazaka ny fofony. Tsy mampiasa vinaingitra fa ranom-boasary makirana no ampiasaina. Afaka asiana sira misy ioda (atao kely dia kely mba hanome tsiro ny sakafo fotsiny raha ilaina). Afaka manao sakafo ody ambavafo eny anelanelam-potoana (@ 10 sy/na @ 4) ka voankazo hafa no raisina (akondro ohatra: magnesium). Aza hadino ny misotro rano madio ara-pahasalamana, fa manampy hanadio ny ao anaty izany. Raha mahita (na mahatakatra) dia asiana ronono velona eran'ny kaopy.Sakafo feno, ara-boajanahary, tsy misy fanampiny, hita manerana ny tsena rehetra: talata (Besarety) alarobia (Andravoahangy) alakamisy (Mahamasina) na isa-maraina eny @ tsenan'ny tantsaha (Anosizato). vita tompoko. :P
3. diamondra27 ( 21/02/2012 20:08)
paty asiana poivron , tongolo sy curcuma sy sira huile d'olive, kotomila ,azo asiana karoty koa
andrahoina mitokana ny pate atao al dente de avy eo atao anaty lapoaly ny menaka endasina miaraka ny legumes sy épices , ilay croquantes iny no itiavako azy de zay, vita , raim sy valo de efa à table sady y miam miam be
4. Ratoa ( 23/02/2012 21:10)
nahandro gasy ny tsotra indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174