hono oa mba misy fantanina kely ty .....

1. andrywui ( 03/01/2012 22:10)
I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay.

Misaotra ..
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:48
2. rijadolly ( 04/01/2012 02:04)
Aza mampihomehy ry Andrywui a! Inona izao no antony sy tanjona tiana hatongavana ahalalana izany? Amboary amin'izay wa ny saina, olona efa tsy eo mbola henjehina lazaina fa pikatti.
3. m.i.s.a ( 04/01/2012 09:36)
bandy tena mivika ity andrywui ity !!!!!!!!!!!

efa taona vaovao zao dia mbola tsy misaina foana !!! maharikoriko !!!!!!!!!

efa tsy misy mivaky loha @ zay dinika mahatsiravina ataony dia mbola mtihy hatrany ny degany !!!!

mba misaina nama fa inona aza ity e??????????

dia tsy hiova mintsy ve fa hivika foana tahak'izao e ????????
4. ari.malala ( 05/01/2012 05:33)
fa atao inona iratonga? olona efa maty v mbola enjehinao iany? Sao tsy mety e!!!
5. jesuisla ( 22/01/2012 12:12)
zay lay tena olana ao @ fiarahamonina gasy. ary zay olana zay no tena mampahandra ny firanena.

mba mitady asa tompoko. f inona ny diplomanao. tsy misy asa azo omena andragah ato. sady lasa @zay rangah mivoka f mandoto trano é.

aiza kay no misy lay malalako teo. manaraka iny lalana mianatsimo avaratra iny ianao. ao atsimo avartra no misy azy. olona lavab fohy kely no miresaka aminy ao

mba mitady sakafo hohanina ô! zAo ramatoa, tsy hitanao angah ireo alika eo @ fanariampako reo? reo aza mbola hendry sy misy saina noho ianao. tsy mitomany, tsy mitabataba izy fa tonga d hainy ny toerana sahaza azy

zah aloha tsy manaiky mihintsy é. na tsy misy, odiko hoe misy. na tezitra az aho hodiko hoe tsy tezitra. na mamo aza aho hodiko hoe tsy mamo. f raha vao tonga ao @ biraoko d tonga d hakako vola 750 mille b zao. aiza no tsy ho tratrako anefa é: andeha hoaiza, f tsy maintsy tonga eo fona.

hoy lay ex maire (maire taloha), tena raha hazavaiko zao ity d hiteny ny olona hoe tena mahay mihintsy io mera tanorakely io an. aleo rangah andeha @zao an!
sady raha b saina eo d toheriko fona mba tsy ho vita, @ zay tsy misy asa vita mihitsy ka! reo olon 45% nifidy ahy tsy maintsy hanohana ahy

feno fandrika hantrany ny ady. Tsy mora ny fandresena

az kivy mitady sy manotany. ary aleo aza manontanitany fona toy izay mamono olona fona.
6. andrywui ( 23/01/2012 00:50)
Fantanina otran fantanina retra io ry kala misa fa aza atambatra eto n'y alaelonty ami dada fa tantara samihafa zan ...dondrona à ....ngah er mahafalifaly anty no aleako eto ry annnn aa ...refa tsy mazaka d miainga tany eee
7. pomderenette ( 16/03/2012 15:43)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94

Ry zanako Malalako,

Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !
8. niryna ( 12/04/2012 15:51)

andrywui:

Fantanina otran fantanina retra io ry kala misa fa aza atambatra eto n'y alaelonty ami dada fa tantara samihafa zan ...dondrona à ....ngah er mahafalifaly anty no aleako eto ry annnn aa ...refa tsy mazaka d miainga tany eee
ndryy ,mampalahelo hoy aho ny toetranao ao ambadika ao dia mbola teneniko eto indray e
9. niryna ( 12/04/2012 15:53)

andrywui:

I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay.

Misaotra ..
ary hono hoy aho andry ihany ve no blackeagle no sady nary?
10. andrywui ( 21/04/2012 10:48)

niryna:


andrywui:

I pikatti le bandy tato amn serasera iny ve no ratonga sa hafa mitsy e misy ankizy ato manko miresaka amiko oe olona iray iany reo ....marina ve zay.

Misaotra ..
ary hono hoy aho andry ihany ve no blackeagle no sady nary?
tsy koboko i nary tsy haiko i blackeagle !! tena kozy vrai zany ! ....ary tsy fahalalana ry vesa be isany no antaniko oe olona iray ve samy hafa ireo aaa !!! ha samenerva !!! ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7085