You are here: home > Forum

Arahaba

Lohahevitra : Firariantsoa, Fankaherezana
Fitohizan'ny hafatra : Arahaba
Valiny : 2
sipagasy - 31/12/2011 10:11
Miarahaba ny namana rehetra ary miarahaba manokana an'i Hery ihany koa tratry ny tsingerin-taona nahaterahana androany, ho ambinin-java manasatra anie dia mba ho tratra antitra hiaraka hiriaria @ vady aman-janaka ary izahay eto @ serasera e!

Miarahaba antsika rehetra tratry ny farany ary dia mirary soa ho an'ny taona vao² ho avy ho diavintsika izao, na ny any an-toerana hiatrika fifidianana na ny aty Frantsa hiatrika fifidianana izay ho filoham-pirenena ihany koa, ho taona zina ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ho avy ity, hivalona any @ taona 2011 iny daholo ny ahiahy tsy hiavanana rehefa fa mba ho feno firahalahiana ity taona ho avy ho diavintsika ity.

Mirary soa ho an'ny rehetra
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 31/12/2011 15:04
BON Annif Hery , Prime , sy ireo androany kohh ny annif-ny

http://img845.imageshack.us/img845/9604/003y.gif



http://img823.imageshack.us/img823/9946/005hi.gif

Valio | Miverina eny ambony
hery - 03/01/2012 09:38
Misaotra betsaka dia mirary soa ho an'ity taona vaovao ity daholo indray e.

Mbola tena jenjin'ny fety nefa toude miasa :-p
Valio | Miverina eny ambony