SEKOLIN'NY RAY AMANDRENY

1. vonynive ( 15/12/2011 07:53)
Miarahaba antsika rehetra,
satria efa mikorosy fahana ny fanabeazana eto Madagasikara dia tsara raha arenina dieny izao
maro ireo miezaka manabe amin'ny fahatsarana ny taranaka fa ny tiana horesahina eto dia hoe tokony hobeazina koa ny ray amandreny mba hahay sy ho vonona hanabe.
raha tsy vonona hanabe na tsy mahay manabe mantsy izy ireny dia ataony ahoana ny hanabe ny taranany ?
novalian'i sipagasy ny 31/12/2011 09:18
2. sipagasy ( 31/12/2011 09:18)
ka ilay fanabeazana izany dia misy sokajiny sy rafitra arahina, ka raha tsy nanana lalàna nifehy ireo ray aman-dreny mpanabe dia ho baranahiny ny taranany avy eo,
sarotra anefa ny manabe olon-dehibe nanana ny hafazarany fa dia aoe ny ankizy no omena toro-marika tsara dieny mbola kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325