tsy envie mintsy izy

1. reggae11 ( 02/12/2011 06:51)
efa ho 1mois zay no nidiviergeko ny sipako,hatram zao izy mbola maheno marary foana ary tsy mety ho envie mintsy,ary tsy mety mahazo fafiny.toroy hevitra za ry zalahy a
novalian'i danbal ny 14/01/2012 17:59
2. natiora ( 02/12/2011 13:24)
andana ela makany @ makorelina fa zany ve de lazaina eto e
3. Lejoba ( 02/12/2011 15:46)
préliminaires ry papa atao manja a! aza maika hiditra, na aza idirana fotsiny izao rehefa tsy mitady ilay sipa e! Aleo izy hangididy mihitsy vao raiketina.
Mila ampifilaina kely koa anie ny sipa e! Ataovy milay fotsiny ny fampihomehezana sy ny fikarakaràna hafa fa izany noreven'ny sipa, manatona mora ho azy eo izy avy eo ;-P
4. reggae11 ( 03/12/2011 13:25)
misaotra e! handramana ndray aloha zany e
5. muza ( 30/12/2011 11:51)
izaho dia vehivavy no miteny : efa tamin za 19 ans no nanao rs voalohany de matetika no marary fa efa ho 4 taona taty ariana vo manombokatsy marary loatra fa na dia izany az misy andro maharary iany ah ... kah noho izany de mahareta éééééé
6. m.i.s.a ( 30/12/2011 12:38)

natiora:

andana ela makany @ makorelina fa zany ve de lazaina eto e
inona no olanao @ zany? torohevitra no mba ilainy, inona no maharatsy ny fanontaniany?

izay no mahavoa anareo COINCé !!! mba avelaro ny saina fa aza miheritreritra ratsy foana e!!!!!

vavy aho no manoro hevitra anao, normale zany hoe marary zany fa mba hasio takitika ry sé a! aza maimaika ny hiditra fotsiny fa mba hasio romantisme kely ilay feeling e! mba harao safosafo sns aloha mba hanadinoany io marary io fa mandeha ho azy io avy eo e!
7. Enry ( 01/01/2012 16:12)
reggae1. soloina hafa indray de samy miala ee, sipa be de be hono
8. reggae11 ( 05/01/2012 06:30)
misaotra tam rht zay namaly,am namana toy zao tokoa mants no mety ahazoana meilleur solution.F LE HO SOLOANA KOSA ANGAMBA TS METY E! NY fahadiovany ray manontolo ane no nafoiny ho anao e.saod mb hahazoana tsiny e!
9. andrywui ( 13/01/2012 22:10)
hay ve sipa i misa ee ok !!!

fantampantatro !!! hehehehe ....
10. danbal ( 14/01/2012 17:59)

za ko vehivavy no miteny, fa angaha nataonao tery vaimanta izy tao ry ledada a, moramora ihany kah. Fa norma be raha mbola marary h@zao. Nareo ko ange hotran'ny maika be zany ngamba e. Za 21 ans vao nanao an'izany fa tena hotrizany mitsy kah, de tsy te-hierika aloha fa rehefa avy eo mety ihany, fa na izany aza mba asio preliminaire ihany fa ho eo foana ange e. de mazotoa mba mi-trefle kely aloha e. aza kivy, hi,hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.157