tratra i jao jean

1. reggae11 ( 01/12/2011 13:19)
fa manina jao jean izao vao tratra?
novalian'i dadabe ny 24/03/2012 17:14
2. milamm ( 06/12/2011 22:31)
lany saosy omena an'i krisy de lasa manofa trano any amponja ngamba ko, zao vao naheno an'io koa teto

http://www.linfo.re/-Faits-divers,372-/Madagascar-un-membre-du-Conseil-de-transition-arrete-pour-viol
3. dadabe ( 24/03/2012 17:14)
inona io fa tsy misokatra aty aminay ry bainina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2119