Momba an'ny immigration any ivato, Air Madagascar sy orinasa sasany tsy mahay mandray Mpiray-tanindrazana

1. nary923 ( 22/11/2011 09:25)
Salamana daholo isika rehetra.

Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandraisana olona eny anivon`ny orinasa sasany eto Madagascar.

Iza taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro vao tonga io?
betsaka amintsika Malagasy angamba.
Ny antony androatako eto dia hizara ny hevitro no sady hanome 'critique' kely ihany koa. Marina ve no miteny fa mahazana, tsy dia mahay mandray olona ireo mpisava pasipaoro eo Ivato ireo sa ve diso no teneniko? Marina aloha fa misy douaniers sasantsasany any ivelany koa miavonanvona fa ny eto amintsika indray, dia hitako fa aotran`ny tsy dia mahay mandray olona firy izany, miala tsiny raha somary mivantana ny tenako fa toetra-ko moa io.
Ohatra, firy taminareo nanadalo teo no nahazo hoe 'Tonga soa eto an tanin-drazana', firy taminareo no naheno an`ireo polisy vizana ireo niteny t@ nareo hoe 'misaotra' t@ ny namerina pasiaporo, fa tsy fihetsika omby be dondrona be aza noa atony, sady mangatsiaka no miavona.
Bon, sasany aminareo eto @ forum angamba, hiteny ahiko hoe 'sarotony', hoe koa 'miseo milay', na koa hoe 'difficile'. Eka, tsy maninona mihitsy izany fa raosi @n`izay hitiavanareo sasany azy any, fa izao fotsiny nu point-ko. Rehefa 'Officier de l`immigration' enao, ka io no asanao, TOKONY ampiseo professionalisme enao eo satria mandray olona hiditra eto M/scar no asanao, fa tsy 'gardien de parking' akorony. Ireny gardien eny andavamamba, andravoahangy sns... ireny aza, tena mbola maro @ireny mbola mahay mandray noho ireo olona sasany (pas tous heureusement) any ivato!!! Ompao @ havako aho raha diso izany teneniko izany.
Ary ilay izy, ilay immigration ireo aza mbola ca va ihany, fa ilay vehivavy roa ..asa ireo miasa ao @ phytosanitaire ireo (juste afakin`ny fisavana pasipaoro ireo)...ireo no tena no sady tsy mahalala fomba, no ratsy taiza, no sady ratsy toetra (tena hita hoe tsy mahay mihaina no tsy mahay manaja mpiray tanindrazana..asa manana olana qq part any angamba izy ireo e), no mbola sady tsy mahay maikanjo, no sady tsy manao inona fa misonanina be ao Ivato ao fotsiny mandany volo-panjakana sy volam-bahoaka. Vao jerena dia ilay olona voky tsaramaso sy saosisy be menaka kisoa be ireny (tsisy legume na iray aza) no sady angamba mpamokatra gaz be ahavitana hitanihanna tongotr'omby mihitsy pendant 2 heures ;). Hitanaeo angamba ireo fa tena olona tsy mahavoa ny asany mihitsy ary 'gardien de parking' indray, dia tsy hoa takaloko an`ireo izany.
Tena mahamenatra mihitsy tomopko hoe olona aotran`ireny no mijoro eo @ ny FIDIRANA an`i Madagasikara izany ary tena no sady manala-baraka no mametraka. Aiza ve, olona tsy manana professionelisme no ampiasana ao @na aeroport international izany. Heritrereto fotsiny izao. Misy ohatra restaurant tianareo aleha dia ilay mpandray ao miavonavona be no sady manalika. Hiverina ao ve ianareo? Andao isika mba samy hieritreritra fa anga tena tsy misy ve TOMPOKO ETO MADAGASIAKARA ETO OLONA MBA MAHAVITA AZY KOKOA E?? tena tsy misy ve olona mba manana an`ilay profil mba tsaratsara, mba mahay mandray vahoaka? fa anga dia efa tsisy Malagasy aotra`nizany tsony ka voatery hippopotame be anakiroa miavonavona ireo no ampiasana ao?
Izay fotsiny ny point-ko fa mazava angamba iny.


Izay ny any, fa resaka faharoa ity dia momban`i Air madagascar. Betsaka ny olona eto Dago no mitaraina fa hoe tsy mahay mandray olona hono ry jareo, indrindra indrindra ka olona hos tsotsotra no sady hoe gasy enao. Asa ve hoe marina ve izany satia izaho koa moa tsy dia mi voyage betsaka loatra izany. Fa bestaka ny olona fantatro (collegue de travail, havana) miteny mihitsy hoe 'tsy professionnel io compagnie io', ka maro ny gasy eto, alaony mandeha air mauritius na corsair, satria aza ratsy ny professionalisme. Aiza ve, olona antitra mangataka rano en vola ny dia sahin`ireo hotessen`i air mad ireo no miteny hoe 'andraso', no sady tsisy fahalalam-pomba na dia kely aza. Encore une fois, le gardien de parking fait mieux que les hotesses d`air madagascar'.
TENA MAHAMANATRA RE OMPOKO O!!! Isika gasy indray no mifanambany eto ary ormal isika raha ataon`ireo vazaha tsy rambony satria fantany tsara fa tsy mahay mifanaja.

Mikasika an`i AIR MADAGASCAR indray (sy orinasa be sasany), AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-drazana ireny are tomopoko fa tsy mety ireny. Jerenareo, izao lasa amndeha corsair ny gasy hanaovanareo azy!!! Vous vous en foutez?????? ah bon?? tsy mainona izany fa asa angamba raha takatr`i ny saina kely nareo ao @io orinasa io fa ireo gasy ireo anie no mampiditra vola, izay andoavana ny karamanareo mianakavy ao e? ary io vola io no andoavanareo ecolage-njanakareo avy eo!!! Izany hoe tsotra ny point-ko. Tsisy client ianareo, tsy maintsy ho licencier-na satria tsisy vola aza ny orinasa ka...lasan`ny corsair daholo!!!
Air madagascar no tantaraiko eto fa misy koa orinasa Malagasy sasany misy gasy miseo milay manambany irey. Mitandrema koa ianareo ireo fa rehefa tsy miverina ny client (no ny adalanareo ihany), dia mazava ho azy fa tsy hisy ny vola hiditra, dia tsy maintsy hisy fiatraikany any @ asanareo izany, na tianareo, na tsy tianareo.
Ka mahaiza mitandrina fa raha vaodaka ao ianareo, ianareo ihany no tsy ahazaka, no sady tsisy hanina,no tsisy karama...ka ampiasao ny atidoa fa aza manao fisainana vodin'omby aotran`ny fanano`ny gasy sasany ireny!!!
Izaho aloha dia tsoriko fa betsaka izay ny toerana tsy noverenako intsony no izay fisainana ambany ny gasy sasany izay, ary noresahiko t@ havako ilay izy ka dia mazava ho azy fa very koa izany ireny clients ireny. Ka...ry gasy sasany, miheritrereta kely ooooo, ampiasao ny atidoa fa ny fihetsikareo sasany ireo dia misy consequences izay mety tsy ho ampoizinareo...ka tandremo ihany sao renvoye(e) ka eo vao tsy mahita ho atao intsony e no sady afabaraka ao @ fianakavianareo ao (tsy ireo ve moa no andatsa nareo sy hanenjika rehfa voa ianareo?? sa ve diso diso indray aho...Samy ara miheritreritra isika rehetra...:)







© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2904