Aza manaja sinoa @ fananany vatsy ratsy miavosa .

1. AndriambyII ( 20/11/2011 21:52)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon-kihantra .
Ho avy tsy ho ela ry zareo handrendrika ny firenena tsy zarizary sy tsy fanta-pototra .( Fotom-pisainana kominista mena)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804