Momba an`ireo vazaha miseo manambony tena any Dago

1. Blackeagle ( 19/11/2011 15:01)
Salama daholo,

Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba lazao ahy hoe aotrinina ny karama mensuel omen`ireo an`ny Gasy, kanefa izy ireo dia mahazo karama havo be, na dia tsy manana diploma aza, noho izay maha vazaha azy fotsiny. Marina ve izo lazaiko izao sa tsy marina?
Noho izay, betsaka izy ireo milamina sy mihaina eto @ `ny tanin-tsika eto, en lartie izeny satria itsika Malagasy koa diso mi se laisser faire loatra.

Raha mba vitan`io difference de salaire io moa ila olona fa mbola misy koa sasantsany @ireo vazaha ireo diso manambony tena ary loza ara, fa mbola manalika Gasy koa. Jerevo fotsiny ny fangalana visa etsy @ ambassade etsy io e...fa dia aotran`ireny kosoa ireny ny gasy anaovany azy. Eo encore, misy olona eto hiteny hoe normal io. Bon, iny moa samy manana ny fijeriny, ga ny ahy kosa, dia ataoko hoe.AZA MANAIKY HO ATAON`IREO FRANTSAY ireo isika eto gasikara eto fa Gasikara anie...NOSY-TSIKA!! Marina fa hoe mafy ady isika, fa tsy izany akorony no tokony hileladelahina @ireo vazaha vizana tsy mahazaka fihainanan any Eoropa ireo, dia mba eto no miseo hoe mba ambony hono nefa fatin`olona SDF ary no sady Bac na bac+1 ny diplome!! Angamba 5 na 8% no Frantsay hoe tena manana ny maha izy azy eto dago eto, fa sisan`izay dia valaka daholo!!

Ny anhy aloa dia tsy manaiky ahy fa na eny an dala na aza, rehefa misy vazaha miseo milay manao be loha manambany gasy ireny, tonga ny ahy dia hanaovako "Compliments" @ tanana (fantatrao angamba no tiako ambara , sa...?). Rehefa tsy izay, dia tonga dia teneno mihitsy face a face fa aza mifezaka izany. Tonga manaova aotran`nhy hoe 'espece de conard', na 'couillon', ary raha miseo miteny eo, valio hoe 'la Frantsa sy ny frantsay, paopiko avy ato ariana' (traduisiavo @ teny vazaha io fa tena maneno tsara mihitsy).

Par contre kosa, raha manaja anao ilay olona, aza atao an`izany fa manjary tsy mety. NY ahy izany, ity ny politique-ko. SAMY MIFANAJA na SAMY MIFANALIKA!! voila!! ary koa aza adino fa Tsisy mahamenatra an`izany maha Malagasy izany tompoko!!! Tsy hoe vazaha ireo dia ambony fa ireo aza dia olona maivana tsisy aotran`ireo. Fa raha ny tokony ho izy aza, aza mi se laisser faire izany fa tanontsika ity!
novalian'i tiavanafi ny 11/11/2012 10:01
2. tiavanafi ( 11/11/2012 10:01)
bjr ry namana isany


marina izany fa ny vazaha matetika manambany gasy
nefa ny tiko anova toetra voalohany aloany zany rehetra zany dia ireo gasy samy gasy mifanambany sy be fiavonavonana ireo.
eto antananarivo no fototrizany toetra izany tena mankaleo be mihintsy mandinika an'ilay toetra , surtout ny vehivavy merina no tena manana an'izany toetra izany mihevitrazy hoatrany tsy ho faty mihitsy, ka dia sahy manambany sy manao teny avonavona aman'olona ,
surtout mba nadiodio kely zay tena ........ avelao fotsiny
fa za ndray mahatsikaritra fa ny lehilahi tsy de mba manana toetra otran'izany loatra fa vehivavy no tena ratsy toetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836