controlé-o sy hamarino ny diplome tanisain'ny candidat ministre ao amin'ny CV-ny

1. cpd8910 ( 18/11/2011 14:11)
Tsetsetsetsa tsy aritra. Hitanay tamin’ny trano-kala fa toa misoloky diplôma ny minisitra sasany tamin’ny governemanta teo aloha. Voatonotonona tao foana RIANA ANDRIAMANDAVY VII minisitry ny tourisme (misoloky ho manana Ph.D nefa tsy nandingana na 1 andro tany Harvard) sy Lesola Pierrot Rajaonarivelo mitonona ho sortant ENA nefa tsy nianatra tao ihany koa. KA MBA ASIO JERY AKAIKY, HAMARINO TSARA IZAY DIPLAOMA APETRAKY NY CANDIDAT-MINISTRE IRAY AO AMIN NY CV-NY fa tsy ity mpisoloky rehetra ity no ho sanatria lasa minisitra eto amintsika
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:44
2. dadabe ( 29/12/2011 16:44)
kiiii kozy ve le ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1275