You are here: home > Forum

tafaraka ony

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : tafaraka ony
Valiny : 1
ricardo - 11/11/2011 11:22
mbola tao anaty machine iany ny resaka eto
tafaraka tao anaty machine ony ny boka sy ny sima vava, nony nande elaela de ozy ny resak'izy roalahy
sima: rah zao no mivadika ity machine ity misy fatim-boka mikararana eto (somary kentsona ny feony)
boka: ty vava e! ty vava e!
tsy misy mieritreritra ny hifamely ry zareo fa samy fomba fiteny daholo reo!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
201007jacky - 24/03/2012 12:36

ricardo
mbola tao anaty machine iany ny resaka eto
tafaraka tao anaty machine ony ny boka sy ny sima vava, nony nande elaela de ozy ny resak'izy roalahy
sima: rah zao no mivadika ity machine ity misy fatim-boka mikararana eto (somary kentsona ny feony)
boka: ty vava e! ty vava e!
tsy misy mieritreritra ny hifamely ry zareo fa samy fomba fiteny daholo reo!!!!!!

Misôtr f tsy mampme
Valio | Miverina eny ambony