tao anaty machine

1. ricardo ( 09/11/2011 14:26)
tao anaty machine no niseho ny tantara
ka le ao anaty machine mo misy catégorie, de tao @ le 2em catégorie le misy mitsanga no indro nisy bandy 3 lahy nitsangana somary tery aoriandriana, tery aloh kosa nisy sipa kely niaraka t@ dadany de le sipakely nitsangana fa le dadany kosa nipetraka.
niresaka ary ireto bandy 3 lahy
bandy volohany: raha vao miditra tonelina eo tsika de anatonako io sipa io de tonga de orohako.
za ko mitovy hevitra amin'ialahy ozy izy roalahy
nony nande elaela, niditra tonielina tokoa de lasa le bandy voalohany nanantona an'le sipakely de norohany teo izy, de niverina nedala.
nanao ahoana lety? ozy izy roalahy.
tsara ka ozy izy faly ery.
ana ndray zao ozy le bandy faharoa
niditra tonelina faharo indray, nanantona le bandy faharoa tonga de nanoroka, niverina izy avy eo.
nilay ve lety ? ozy izy roalahy.
nilay ka ozy izy tsy taitra.
ana kosa ary zao ozy le bandy fahatelo
niditra tonelina fahatelo, ay efa itan'le dadan'le sipa kay ny ataon'zala reto.
mipetraha enao fa aleo za no itsangana ozy radada, sady nalany ny patalohany de nataony ambony ny fitombenany.
nanantona le bandy fahatelo, tonga de nanoroka nanoroka, lasa izy avy eo niverina
nanao ahoana lety? ozy izy ireto namany.
tsara iany lety fa otran'ny maimbo vava be le sipa ah! ozy lery namaly
2. mirananirina ( 09/11/2011 16:03)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0865