Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy

1. Blackeagle ( 02/11/2011 15:50)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany, amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @ circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony, dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady hanaovako queue de poisson, no sady tena ataoko akiky azy mihitsy virage io, @zay hitany hoe victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages'; ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres bon vins et taillent une pipe bien vinifiee' dia dia ny ahy mbola ampiko hoe 'mmmmhhhh..c bon'.
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me, mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray amano remarque na fihetsika manambany ireny, aza manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay. Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, asshole!!!' na tonga dia hoe 'espece d`encule'; izay moa no fampiasako mahazana rehefa eto dago.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport @ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-piringa ary). Misy olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce 'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra sy mi-gueule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity, ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa zay zao dia produit non-francais daholo no majorite ato @nay ato. En plus an`izany, tsy hitanay koa mihitsy ny beurre frantsay any @ magazay fa dobera neo-zelandais ihany no hitanay mianakavy. Mitovy @zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2. Ny aho aloha dia tsoriko fa ny chauffeur-ko dia tsy avelako mividy lasantsy ao @ total mihitsy raha tsy hoe urgence anga.

Manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @ tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)? Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony dia eto no miseo manjaka.

Gasikara antsika ary tsy ny tsy fahananam-bola akorony no ataon tsika excuse eto hoe tsy maintsy miaritra an`ireo frantsay ireo (indrindra moa reo manambany gasy) fa rien ne nous oblige de rester passif (comme bcp de gasy) : MBA MAHEREZA E, mba mi-reactiava sy amanova resistance fa AZA MANAJA AZY REHEFA TSY HAJAINY. Voila!!
novalian'i nary923 ny 22/11/2011 15:00
2. m.i.s.a ( 02/11/2011 21:00)
eh ben ;)
3. vale ( 03/11/2011 15:35)

De ahoana anefa izy ireo mampidi-bola amin'ny resaka fizahan-tany?! sarotra ihany ny hanantanteraka izany fa isika mila azy ireo mampidibola ho an'i Madagascar! raha tsy hoe: mampiseho toetra manambanimbany angaha, sy miseho ho raciste etc...
4. Ratoa ( 03/11/2011 21:13)
Mampiomehy ahy koa ianao nametraka lohateny.
Tsy ny frantsay ihany anie no manambanimbany é! be ireo vahiny manao izany fa be koa ny malagasy manambany malagasy é!
maha variana hay ilay hoe ny frantsay ihany.
Ny ahy, na iza na iza dia mitovy daholo nyfitondrako azy rehefa manambany!
5. sitlo ( 07/11/2011 00:28)
Marina izany Blackeagle ah!

Nampianarina aloha ny gasy hoe tsy milay ny fivavahanareo fa ny anay kristianina no mety. Any amin'ny afo be nareo raha zao sy izao. Mahaiza mamela heloka. Raha misy mamelaka ny takolakao havia dia omeo koa ny havanana.

Nefa avy izy ihany no mamelaka dia ianao asainy mamela heloka.
6. pulm ( 07/11/2011 05:40)
Ny mahagaga ahy dia ianao io milaza fa tsy tia frantsay,tokony tsy hiteny ny fiteniny ianao io, nefa jereo ny soratrao mbola misy teny frantsay, za zao rehefa tsy tia "moto " ohatra dia tsy tia ny mitaingina azy , fa tsy hoe tsytia "moto" za nefa tia mitaingina azy. Isika koa tsy ho afaka @zareo frantsay izany mandrapahafatitsika izany, jereo fotsiny ireny nahazo an'i Ravalo raha vao saika hiala dia ireny no nahazo azy, jereo koa ny tanora ankehitriny raha vao miresaka dia tsy maintsy asiana teny firanitsay kely foana.mbola ho ela
7. mirananirina ( 09/11/2011 16:15)
dia tena tsy tia Frantsay marina enao zany ,nefa marina ny tenin i Ratoa io hoe tsy ny Frantsay ihany no manambanimbany fa ny rehetra manambola.de manilika ny mahantra sns....ary tsy ny rehetra kosa aloha fa ny sasany ihany.mety misy Frantsay manao gasy sauvage.fa misy gasy manao sauvage gasy koa.de misy anglisy ,amerikana ,sinoa,arabo..sns....raciste iany koa
8. AndriambyII ( 09/11/2011 17:23)
Atsangano manondro lanitra ny fanondroadala rehefa sendra olona manao toetra tsy zaka ,atsangano manondro lanitra koa ny ankihibe rehefa sendra ny olona tena raitra sy vanona .
Izay ihany dia ampy amiko . Lol !
9. niryna ( 11/11/2011 21:18)
Blackeagle:

Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany, amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @ circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony, dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady hanaovako queue de poisson, no sady tena ataoko akiky azy mihitsy virage io, @zay hitany hoe victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages'; ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres bon vins et taillent une pipe bien vinifiee' dia dia ny ahy mbola ampiko hoe 'mmmmhhhh..c bon'.
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me, mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray amano remarque na fihetsika manambany ireny, aza manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay. Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, asshole!!!' na tonga dia hoe 'espece d`encule'; izay moa no fampiasako mahazana rehefa eto dago.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport @ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-piringa ary). Misy olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce 'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra sy mi-gueule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity, ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa zay zao dia produit non-francais daholo no majorite ato @nay ato. En plus an`izany, tsy hitanay koa mihitsy ny beurre frantsay any @ magazay fa dobera neo-zelandais ihany no hitanay mianakavy. Mitovy @zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2. Ny aho aloha dia tsoriko fa ny chauffeur-ko dia tsy avelako mividy lasantsy ao @ total mihitsy raha tsy hoe urgence anga.

Manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @ tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)? Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony dia eto no miseo manjaka.

Gasikara antsika ary tsy ny tsy fahananam-bola akorony no ataon tsika excuse eto hoe tsy maintsy miaritra an`ireo frantsay ireo (indrindra moa reo manambany gasy) fa rien ne nous oblige de rester passif (comme bcp de gasy) : MBA MAHEREZA E, mba mi-reactiava sy amanova resistance fa AZA MANAJA AZY REHEFA TSY HAJAINY. Voila!!

Tsy fantatro aloha izay tany aloha tany ka nahatonga anao nanoratra io lohateny aza manaja frantsay io e. Ilay zavatra ataonao dia toa nisy zavatra nidona mafy tamin'ny fiainanao mihitsy ka nahatonga anao toa romotra be(Hifonako aloha raha tsy izay)
Tena tsy hitako izay torohevitra tsara azoko ho raisina fa toa manoro vohana be no fahitako azy an. oooops
Ny antony dia tapitra hiadianao avokoa izay rehetra mifanena aminao na manao anao na tsia.
Tsy ho reraka ambony ihany tokoa ve hamaly ratsy ny ratsy e? Misy anie atao teny tsy valiana rehefa mihevitra ho hendry ny adala dia arahina amin'ny adalany eny e.
Ny fanavakavaham-bolokoditra dia misy hatraiza hatraiza eny fa na samy isika gasy aza.Jereo ireo dinika maro.Ny karana manao tsinotsinona ny malagasy,manakarama varifitoventy fa tsy ny farantsay ihany.jreo ireo malagasy sasany ao Paris,vao mahita malagasy dia miavonavona be,izany ve no hilazana fa ny malagasy rehetra ao no ratsy? Toetra iraisan'ny olona efa zatra manambany olona io na iza iza na avy aiza izy. Eny fa na samy isika gasy aza dia misy misoleleka ny vazaha ka manao tsinotsinona ny mpiray tanindrazana amintsika( azy ho azy irery izany satria boribory ny tany .
Ny manana na samy malagasy aza tsy manambany amin'ny vava fotsiny fa manao karama varimasaka ka ny masoandro maty no mampalahelo( hitaiza zaza no nifanarahana ka hatramin'ny pasoka sy ny miantsena ,ny mibaby ny zaza mody avy mianatra ,sns no ampanaoviny ny olona) Satria ve mahantra ny olona dia atao izany? Atra eo no tokony atahorana raha manao ny tsy mety amin'ireny mahantra ireny.
Miankina ny toetsain'ny tsi11 io amiko ka raha manao ny tsy mety ny hafa dia aza atao fa ataovy mifanohitra amin'izay mba ho jiro sy fitaritra tarafin'ireo tsy mahalala hianao ok .(ny fanaovana valifaty dia tsy ahitana tombotsoa fa vao maika mandratra ny fo )
10. nomeja ( 13/11/2011 21:56)
za de tsy manaja frantsay io vivo in italia vaffanculo francesi
11. primorh ( 19/11/2011 11:32)
frantsay ve no tsy tianao sa ny fombany? I Rabary dia lazain'ny sasany fa miavona, ny hafa milaza fa milay be izy. Sao misy zavatra tokony ho jerena kosa
12. nomeja ( 19/11/2011 12:26)
fombany frantsay mihitsy no tsitiavako nazy
13. nary923 ( 22/11/2011 14:54)
namana Plum, mety marina izay lazainao izay fa hoe mety ho sarotra ny hialana @ frantsay, kanefa possible ihany no manao ezaka tsy hiraikitra be aminy. Ohatra, azo ato tsara ny mihezaka mampianatra teny hafa ny ankizy eto m/scar fa tsy hoe exclusivement en francais, ohatra. Ny teny anglisy ohatra hazo atao tsara mihitsy ny mampanomboka azy @ classe faha-9, na faha 10 ary au lieu de hoe 4 na 5 hora isan-kerianandro ilay izy, tena azo atao hoe 8 a 10 hora ohatra. Azo atao koa anefa ny tonga dia mampiasa teny anglisy sy malagasy fotsiny ho atao hoe 'langue d`education', fa ny teny frantsay fotsiy no atao langue optionelle...tsy fady mihitsy izany zavatra izany tompoko fa tena atao. Resaka 'volonte' isisa ny ambony, amiko manokana fa tsy resaka hoe...histoire commune na hoe liens diplomatiques etroits sns. fa raha tia hiova ianao, azo atao izany amiko. Fa marina nya nao, mety ho sarotra, indrindra moa @tsika malagasy tsy dia sahy miova be loatra sy haingana.
14. nary923 ( 22/11/2011 15:00)

niryna:

Blackeagle:

Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany, amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @ circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony, dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady hanaovako queue de poisson, no sady tena ataoko akiky azy mihitsy virage io, @zay hitany hoe victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages'; ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres bon vins et taillent une pipe bien vinifiee' dia dia ny ahy mbola ampiko hoe 'mmmmhhhh..c bon'.
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me, mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray amano remarque na fihetsika manambany ireny, aza manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay. Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, asshole!!!' na tonga dia hoe 'espece d`encule'; izay moa no fampiasako mahazana rehefa eto dago.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport @ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-piringa ary). Misy olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce 'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra sy mi-gueule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity, ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa zay zao dia produit non-francais daholo no majorite ato @nay ato. En plus an`izany, tsy hitanay koa mihitsy ny beurre frantsay any @ magazay fa dobera neo-zelandais ihany no hitanay mianakavy. Mitovy @zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2. Ny aho aloha dia tsoriko fa ny chauffeur-ko dia tsy avelako mividy lasantsy ao @ total mihitsy raha tsy hoe urgence anga.

Manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @ tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)? Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony dia eto no miseo manjaka.

Gasikara antsika ary tsy ny tsy fahananam-bola akorony no ataon tsika excuse eto hoe tsy maintsy miaritra an`ireo frantsay ireo (indrindra moa reo manambany gasy) fa rien ne nous oblige de rester passif (comme bcp de gasy) : MBA MAHEREZA E, mba mi-reactiava sy amanova resistance fa AZA MANAJA AZY REHEFA TSY HAJAINY. Voila!!

Tsy fantatro aloha izay tany aloha tany ka nahatonga anao nanoratra io lohateny aza manaja frantsay io e. Ilay zavatra ataonao dia toa nisy zavatra nidona mafy tamin'ny fiainanao mihitsy ka nahatonga anao toa romotra be(Hifonako aloha raha tsy izay)
Tena tsy hitako izay torohevitra tsara azoko ho raisina fa toa manoro vohana be no fahitako azy an. oooops
Ny antony dia tapitra hiadianao avokoa izay rehetra mifanena aminao na manao anao na tsia.
Tsy ho reraka ambony ihany tokoa ve hamaly ratsy ny ratsy e? Misy anie atao teny tsy valiana rehefa mihevitra ho hendry ny adala dia arahina amin'ny adalany eny e.
Ny fanavakavaham-bolokoditra dia misy hatraiza hatraiza eny fa na samy isika gasy aza.Jereo ireo dinika maro.Ny karana manao tsinotsinona ny malagasy,manakarama varifitoventy fa tsy ny farantsay ihany.jreo ireo malagasy sasany ao Paris,vao mahita malagasy dia miavonavona be,izany ve no hilazana fa ny malagasy rehetra ao no ratsy? Toetra iraisan'ny olona efa zatra manambany olona io na iza iza na avy aiza izy. Eny fa na samy isika gasy aza dia misy misoleleka ny vazaha ka manao tsinotsinona ny mpiray tanindrazana amintsika( azy ho azy irery izany satria boribory ny tany .
Ny manana na samy malagasy aza tsy manambany amin'ny vava fotsiny fa manao karama varimasaka ka ny masoandro maty no mampalahelo( hitaiza zaza no nifanarahana ka hatramin'ny pasoka sy ny miantsena ,ny mibaby ny zaza mody avy mianatra ,sns no ampanaoviny ny olona) Satria ve mahantra ny olona dia atao izany? Atra eo no tokony atahorana raha manao ny tsy mety amin'ireny mahantra ireny.
Miankina ny toetsain'ny tsi11 io amiko ka raha manao ny tsy mety ny hafa dia aza atao fa ataovy mifanohitra amin'izay mba ho jiro sy fitaritra tarafin'ireo tsy mahalala hianao ok .(ny fanaovana valifaty dia tsy ahitana tombotsoa fa vao maika mandratra ny fo )


Amiko manokana aloha, hitako fa mety tsara ilay hevitr`i Blackeagle io hoe rehefa tsy hajainy, aza manaja azy koa. maninona moa enao mbola hanaja olona (na frantsay io, na karana na sinoa, na gasy) rehefa tsy hajainy?? Izaho indray aloha, dia ataoko mahita azy mihitsy rehefa tsy manao an`ny rariny izany kosa ka. Tena miala tsiny no sady miala fondro tompoko, fa tena amiko, manokana, izao no tokony havaovana ireo vazaha diso manalika ireny !!
au fait, fantatrao ve moa fa any @ firenena eoropeana sasany (la frantsa koa ao anatiny) fa misy attaque racistes mamono (mihitsy ry jareo) noho ny lokonao fotsiny? Izaho tsy miteny hoe andao anao alifaty...fa samy aloha isika mieritreritra kely vao miteny hoe 'extreme' ny teneniny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4884