Aza manaja frantsay rehefa tsy hajainy

1. Blackeagle ( 02/11/2011 15:49)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany, amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @ circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony, dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady hanaovako queue de poisson, no sady tena ataoko akiky azy mihitsy virage io, @zay hitany hoe victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages'; ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres bon vins et taillent une pipe bien vinifiee' dia dia ny ahy mbola ampiko hoe 'mmmmhhhh..c bon'.
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me, mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray amano remarque na fihetsika manambany ireny, aza manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay. Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, asshole!!!' na tonga dia hoe 'espece d`encule'; izay moa no fampiasako mahazana rehefa eto dago.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport @ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-piringa ary). Misy olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce 'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra sy mi-gueule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity, ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa zay zao dia produit non-francais daholo no majorite ato @nay ato. En plus an`izany, tsy hitanay koa mihitsy ny beurre frantsay any @ magazay fa dobera neo-zelandais ihany no hitanay mianakavy. Mitovy @zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2. Ny aho aloha dia tsoriko fa ny chauffeur-ko dia tsy avelako mividy lasantsy ao @ total mihitsy raha tsy hoe urgence anga.

Manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @ tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)? Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony dia eto no miseo manjaka.

Gasikara antsika ary tsy ny tsy fahananam-bola akorony no ataon tsika excuse eto hoe tsy maintsy miaritra an`ireo frantsay ireo (indrindra moa reo manambany gasy) fa rien ne nous oblige de rester passif (comme bcp de gasy) : MBA MAHEREZA E, mba mi-reactiava sy amanova resistance fa AZA MANAJA AZY REHEFA TSY HAJAINY. Voila!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1187