[quote=rijadolly - 12/06/2011 17:43] Ny taloha reh...

1. rijadolly ( 26/10/2011 16:44)
rijadolly - 12/06/2011 17:43:

Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo nefa ianao dia tafiditra tsara. Ny ankehitriny anefa dia lasa miverina any amin' hevitra rehetra hany ka somary sahirana hoe, iza amin'ireto hevitra ireto moa no saika novaliako teo? dia voasokatra indray ny hevitra vitsivitsy izay vao hitanao hoe ity kay ilay hevitra, ary dia mazava loatra fa misy latsaka ny tiana hampitaina.
Misaotra an' Hery amin'ny fikarakarana sy ny fanomezana fahafaham-pon' ny Mpisera e!


Fisaorana hatrany ho an' mpikaraka rehetra, fa dia voaray tsara ny hetahetan'ny mpisera. Efa mety tsara izy ankehitriny. Misaotra betsaka ary mahereza manatsara hatrany izao toeram-panabehazana tsy latsa-danja noho ny an' hafa izao.
novalian'i hery ny 28/10/2011 08:47
2. hery ( 28/10/2011 08:47)
Tsisy fisaorana e.

Mitenena foana rehefa misy tsy mety fa miditra any anaty lisitry ny zavatra atao... misy lisitra be ato dia milahatra ato :-p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1352