ravintsara

1. ravintsra ( 19/10/2011 13:25)
sao mba misy mahalala contact ahazoana an'i Mme Alice razafinakanga filohan'ny fikambanana fleuhr de madagascar kay nareo ato @forum?? na ze toerana na contact azaona an'izay tompon'andraikitra @ilay fikambanana, na izay mahalala oe ahoana no miditra @ilay fikambanan!
misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly
novalian'i ravintsra ny 20/10/2011 13:17
2. ravintsra ( 20/10/2011 13:17)

[quote=ravintsra]
sao mba misy mahalala contact ahazoana an'i Mme Alice razafinakanga filohan'ny fikambanana fleuhr de madagascar kay nareo ato @forum?? na ze toerana na contact azaona an'izay tompon'andraikitra @ilay fikambanana, na izay mahalala oe ahoana no miditra @ilay fikambanan!
misaotra mialoha ho an'izay afaka mamaly
[/qumikasika ny tetikasa ravintsara ilay fikambanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6264