Olona tratrin ny aretina Fish Odor Syndrom na oe Triméthylaminurie

1. fahoria ( 06/10/2011 12:44)
Faly miarahaba anareo rehetra eto @ forum ny tenako,

HIresaka mikasika momba ny aretina fish odor syndrom aho, zai aretina tsisy fanasitranana nefa mahatonga ahy tsy handroso @ zay zavatra rehetra ataoko satria dia mamoaka fofona tsy zakan ny olona aho nefa marihiko fa aho dia olona tena farany zay obesdée amin ny resaka fahadiovana.
Efa antaonany maro no niaritra fanalambaraka aho na tany antsekoly, collège , lycée sns.
Nefa dia miverina foana lé fofona na dia efa miezaka b aza (mandro @ gel douche , manao gommage corps in-3 isankerindro, 2 fois isan andro no mandro, misolo ankanjo, manao déo, crème sns----), ka lasa mampisy effet psychologique lé izy satria ny eritreritry ny olona d tonga oe voretra sy tsy mahakarakara tena sns ny fiheverany ny tenako.
Tena mahonena ahy ny tenako, ary tsy fidiny ahy zao manjo ahy zao ka na ny avenir ko aza tena maizina dia maizina. toa tsy ho tantiko fa maniry ny ho faty aho indraindray refa vôeson olona na koa oe fosafosain'olona.
Raha mba misy afaka manoro hevitra ahy dia raisiko antandroa. Ary dia misaotra anareo mialoha fa d anareo sy Atra sisa no ianteherako fa tena efa very hevitra aho izany.
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:28
2. manampi67 ( 06/10/2011 19:41)
Bonjour,

c'est un article que j'ai copié sur wikipédia.

Un article de Wikipédia, l'encyclopédie libre.


Triméthylaminurie
Classification et ressources externes

wiki/Classification_internationale_des_maladies" title="Classification internationale des maladies">CIM-10 E88.8
CIM-9 270.8
OMIM 602079
DiseasesDB 4835

La triméthylaminurie (ou fish-odor syndrome) est un désordre métabolique dont la principale caractéristique est l'odeur corporelle de poisson[1].

Sommaire
1 Mécanisme
2 Épidémiologie
3 Traitement
4 Divers
5 Notes et références
6 Lien externe


Mécanisme
Elle est causée par un défaut dans la production ou l'activité d'une enzyme, la mono-oxygénase à flavine 3 (FMO3). Quand la FMO3 fait défaut, le corps n'est plus capable de métaboliser la triméthylamine (TMA) d'origine alimentaire en oxyde de triméthylamine (TMAO) par un processus appelé N-oxygénation. La triméthylamine s'accumule alors dans l'organisme et est finalement éliminée par la sueur, l'urine et l'expiration avec une forte odeur de poisson.

Le déficit en FM03 est secondaire à une mutation dans le gène codant pour cet enzyme[2].

Épidémiologie
La fréquence de la maladie est mal estimée mais pourrait atteindre 1% de certaines populations[3].




Traitement
Il n'existe actuellement aucun traitement curatif pour la triméthylaminurie. Toutefois, il est possible pour les personnes atteintes de cette pathologie de vivre normalement.

Son traitement repose sur un régime pauve en choline et lécithine, deux molécules qui interviennent dans la synthèse de la triméthylamine[4] :

Modérer les aliments contenant des triméthylamine et ses précurseurs (choline, lécithine et la triméthylamine N-oxyde).
La Triméthylamine est présent à des niveaux élevés dans le lait les vaches nourries à partir de blé et de soja.
La Choline est présente en grande quantité dans :
Oeufs
Foie
rein
Pois
Haricots
Arachides
produits de soja
crucifères (choux de Bruxelles, brocoli, chou, chou-fleur et)
lécithine et produits contenant des huiles de poisson
Triméthylamine N-oxyde est présent dans les fruits de mer (poissons, céphalopodes, crustacés). Les poissons d'eau douce ont des niveaux inférieurs de triméthylamine N-oxyde.
Le régime doit cependant étre très prudent chez la femme enceinte, la choline restant un élément indispensable pour la croissance du foetus.

De faibles doses d'antibiotiques (ex : colymicine + metronidazole) pourraient réduire la quantité de bactéries dans l'intestin. Cela supprime la production de triméthylamine. De méme, certains laxatifs peuvent diminuer le temps de transit intestinal et pourraient réduire la quantité de triméthylamine produite dans l'intestin. Certains suppléments (type vitamine B2) pourraient diminuer la concentration de triméthylamine dans l'urine en renforçant l'activité des enzymes FMO3 résiduels.

Certains conseillent des prises de charbon actif ou de Chlorophylline cuivre en cure d'une à trois semaines.

Les savons avec un pH modérée, entre 5,5 et 6,5 diminue les odeurs provoquées par la Triméthylamine. (La Triméthylamine est une base forte (pH 9,8), donc des savons à pH acide pourraient contribuer à maintenir la triméthylamine sécrétée dans une forme moins volatil qui peut étre enlevée par lavage.

Il convient d'éviter les facteurs qui favorisent la transpiration (exercice, le stress, émotions,...) avant des relations sociales. L'élimination de la triméthylamine peut étre aidé par l'hydratation et les exercices intenses avec sudation (et/ou sauna) puis par le lavage avec un savon acide (puis masquage par l'utilisation de déododorant, huile esentielle +++).

Un soutien psychologique et une aide face aux symptômes dépressifs et autres, est souvent utile.

Divers
William Shakespeare décrit dans La Tempéte un esclave à odeur de poisson. Il pourrait s'agit de la première description de la maladie[4].
3. Hagg ( 07/10/2011 05:55)
Zava-dehibe izany toro-hevitra izany...
4. manampi67 ( 07/10/2011 10:11)
fahoria,

Ny tsara dia manantona Psychologue hianao satria azo lazaina fa tsy moramora ny mahazo anao.

Mikasika ny torohevitra eo ambony :
- ny sakafo dia afaka mi-modifier hianao,
- fa ny resaka fanafody tsara raha manantona Dokotera

Mirary soa
5. fahoria ( 07/10/2011 16:01)
Bonsoir,
Misaotra betsaka anareo rehetra namaly ahy.
Manampy misaotra anao indrindra koa t@ ny recherche nataonao sy ny torohevitra.
Efa nanao an io régime io aho fa tena tratran ny carence na vitamine C, fer, Mg ... Dia vô maika tena nitombo koa ny fahoriako. Nefa lé izy zany tsy d tena misy fiovana fa en cas na stress d tsemboka na d keli aza d 'efa mivoaka lé amine (tsy voalevovona). Volatil mantsy lay izy no sady base forte koa.
Efa manaraka reo torohevitra reo aho, saingy b @ mahamalagasy d mi-tenter ihany sô d mba misy olona mitovy cas @ko na nahita olona mitovy cas @ko nahita solution gasy.
Tsika manko misy mahita2 fanafody mahomby zay.
D marina ny teninareo oe mila manantona psy aho fa lé hi-aborder ny sujet no mbola hohezaiko mba hotafita tsara @ny ny maharary ahy.
Dia mbola mamerina fisaorana sy misaotra mialoha an izay mbol manana sosonkevitra.
manampi67:

fahoria,

Ny tsara dia manantona Psychologue hianao satria azo lazaina fa tsy moramora ny mahazo anao.

Mikasika ny torohevitra eo ambony :
- ny sakafo dia afaka mi-modifier hianao,
- fa ny resaka fanafody tsara raha manantona Dokotera

Mirary soa

6. manampi67 ( 07/10/2011 16:51)
fahoria,

Rehefa manao régime dia tsara raha manantona Dokotera satria mila arahina maso ny poids, carence etc....... Any Mcar ve tsy misy association n'ny olona voa hoatra anao? Hanao recherche amin'ny internet aho raha misy association + forum aty an-dafy , dia ampitaiko aminao.

Mirary fankaherezana ho anao indrindra psychologique ary indrindra ny olona manodidina anao mba hi-comprendre.
7. Miharena ( 08/10/2011 07:58)
Marina daholo ny torohevitra nalefan'ny namana teo aloha saingy eo amin'ny fanatonana psy dia tsy dia mahomby amin'ny tranga mihatra aminao.

Ny hany hanampiako izay voalaza momba ny fanarahana sakafo dia mila manokana fotoana hanaovanao relaxation ianao ary miresaka amin'ny vatanao hiova fomba fiasa, izay vavaka ataonao isanandro. Rehefa mangataka ianao dia hahazo fa aza matahotra. Indrindra moa fa fantatrao tsara izay manelingelina ny fiasan'ny vatanao dia aza dia manary hery amin'ny fitolokoana fotsiny fa manovoza hery manadio isanandro. Misaina positif hatrany ary manome fitiavana ny vatana isanandro dia ho afaka ho azy ny mahazo anao. Mila manana faharetana manao ireo sao dia kivy rehefa miandry ilay fahafahana nefa mbola tsy avy ihany an!
Mahereza!
8. fahoria ( 08/10/2011 10:03)
Miharena,

Tena manohina ny foko ny zavatra teneninao satria dia marina avokoa reo voalazanao ireo. Dia hanaraka ireo torohevitranao reo aho. Ny tena mampanahirana ahy dia ilay remarque na comportement blessant ataon ny olona izay mifanerasera amiko satria mihevitra ny tenako ho olona maloto reo nefa tsy mahafantatra fa refa mandro ia dia midaramena mintsy ny fikosehiko ny hoditra hilazako oe tena manao madio araky zay azoko atao aho.
Hankiniko ambavaka daholo zany rehetra izany ary dia hanamapaharetana aho.
Misaotra anareo rehetra koa manome courage! Atra anie homba anareo!
Miharena:

Marina daholo ny torohevitra nalefan'ny namana teo aloha saingy eo amin'ny fanatonana psy dia tsy dia mahomby amin'ny tranga mihatra aminao.

Ny hany hanampiako izay voalaza momba ny fanarahana sakafo dia mila manokana fotoana hanaovanao relaxation ianao ary miresaka amin'ny vatanao hiova fomba fiasa, izay vavaka ataonao isanandro. Rehefa mangataka ianao dia hahazo fa aza matahotra. Indrindra moa fa fantatrao tsara izay manelingelina ny fiasan'ny vatanao dia aza dia manary hery amin'ny fitolokoana fotsiny fa manovoza hery manadio isanandro. Misaina positif hatrany ary manome fitiavana ny vatana isanandro dia ho afaka ho azy ny mahazo anao. Mila manana faharetana manao ireo sao dia kivy rehefa miandry ilay fahafahana nefa mbola tsy avy ihany an!
Mahereza!
9. fahoria ( 08/10/2011 14:01)
Manampy67,
Ny dokoterako tena hovaiko satria tsy mandray ny cas-ko ho sérieux izy, moa sady koa mety sambany izy angamba naeno olona nitaraina hôtra ahy zao. Aty Mcar manko, menatra ny olona no sady hôtra resapady ilay izy. Mbola tsisy association ny olona voan'io aty Mcar. Par contre any France maro b ny olona hitako @ forum mitovy cas @ko saingy tsy misy association alou. Aho koa tsy dia afaka mivalapatra loatra @ net satria mandé cyber ahoo io.
Any Etats Unis no misy association ny olona voan ny Triméthylaminurie, saingy aho tsy mahay teny anglais.Du coup je n'arrive pas à comprendre ceux que disent les gens sur le forum et aussi à m'exprimer bien comme je voulais.
Donc voilà! je vous remercie par avance de votre recherche.
Merci
manampi67:

fahoria,

Rehefa manao régime dia tsara raha manantona Dokotera satria mila arahina maso ny poids, carence etc....... Any Mcar ve tsy misy association n'ny olona voa hoatra anao? Hanao recherche amin'ny internet aho raha misy association + forum aty an-dafy , dia ampitaiko aminao.

Mirary fankaherezana ho anao indrindra psychologique ary indrindra ny olona manodidina anao mba hi-comprendre.
10. manampi67 ( 08/10/2011 18:02)
Bonsoir fahoria,

Je suis d'accord "tsara ny mivavaka", nefa tsara koa raha manantona Psychologue satria afaka mitantara ny mahazo anao hianao, ny psychologue dia professionnel, afaka manoro hevitra, sns.
Taty an-dafy nisy "témoignage mikasika ny Triméthylaminurie mais visage couvert, c'est une femme"

Raha azo atao dia aza dia mampiasa savony manitra loatra fa iezaho savon toy ny savon de marseille, ny citron koa anie manala fofona, tsy fantatro any Mcar raha misy savon à la base de citron ?

Raha tsy afaka mijery internet hianao dia afaka manampy anao aho dia ampitaiko aminao ny vaovao.
11. fahoria ( 11/10/2011 14:34)
Bonjour Manampi67

D misaotra anao @ torohevitra sy ny recherche zay hataonao.
Efa hanantona psy aho fa @ fin ty mois ty izy afaka mandray anahy fa mbol ts eto an toerana. Milaza vaovao @nareo namana rehetra ihany ny tenako.
Efa mampiasa savon de marseille(citron) aho fa PH=0. Tsy mahita an ilay PH acide aho aty.
Izy aloha hitako oe mampisy fiovana fa ity fi-gérer na stress sy lé mi éviter mba tsy ho tsemboka no tena olanako. Za tsy oe tsemboka b fa mando2 kely fotsiny nefa dia tsy gérable mints ilay izy refa tonga zay fotoana zay.

Marihiko fa rehefa tsemboka iany vô mihetsika ilay izy, nefa araka ny torohevitran ny Wikipédia dia mila éviter na ozizy ny effort physique alohan ny relation sociale. Kanefa ny situation-ko tsy mi permettre an izay fa mandé tongotra matetika aho.
Ankoatrizay dia marihiko etoana fa rehefa tsy stressé aho fa ato @ko dia tsy mihetsika mihintsy io aretiko io, fa raha vô mandeha any @ olona na mifanerasera @ olona hafa dia mihetsika ilay izy.
Dia lasa tsy manana namana aho, satria mi-éviter relation mba tsy hisian'ny resadresaka refa avy eo. Depuis ny tsy nifaneraserako b t@ namako dia vao maika nefa marary ny saiko mieritreritra ny manjo ahy.
raha misy olona mitovy cas @ko mamaky an ty lohahevitra ity dia aza misalasala manoratra @ ty adresse ty: fahoria@yahoo.fr
Mba hifanoroana hevitra!
Misaotra betsaka @ fanampina Atra anie homba sy hitahy anareo!



manampi67:

Bonsoir fahoria,

Je suis d'accord "tsara ny mivavaka", nefa tsara koa raha manantona Psychologue satria afaka mitantara ny mahazo anao hianao, ny psychologue dia professionnel, afaka manoro hevitra, sns.
Taty an-dafy nisy "témoignage mikasika ny Triméthylaminurie mais visage couvert, c'est une femme"

Raha azo atao dia aza dia mampiasa savony manitra loatra fa iezaho savon toy ny savon de marseille, ny citron koa anie manala fofona, tsy fantatro any Mcar raha misy savon à la base de citron ?

Raha tsy afaka mijery internet hianao dia afaka manampy anao aho dia ampitaiko aminao ny vaovao.
12. bichette ( 14/10/2011 11:15)
Efa nanandrana nanao jeûne ve ianao momba an'io ? manao regime pendant un certain temps manadio vatana ?
13. fahoria ( 14/10/2011 14:06)
Bichette,
Mbola tsy nanandrana nanao jeune aho. Mba afaka lazalazainao v ny fomba fanaovana azy sy ny tena mahazavadehibe azy azafady fa tena mba tiako ho fantatra.
Misaotra mialoha @ fanazavana!
bichette:

Efa nanandrana nanao jeûne ve ianao momba an'io ? manao regime pendant un certain temps manadio vatana ?
14. niryna ( 25/10/2011 14:46)
akoatran'ireo nolazain'ny namana ireo dia manandramana tsy mihinana tongolo na gasy io na onion be ireny indrindra indrindra.
15. fahoria ( 26/10/2011 17:02)
Niryna
Merci nanome torohevitra. Tena efa mifady tongolo mihintsy aho hatra@ mbola tsy nahalala ny tena fototra ny aretiko. Sy koa ny viande rouge.
En tout cas merci d misaotra an'izay rehetra mbola manana sosonkevitra.
Atra anie homba anareo rehetra!
niryna:

akoatran'ireo nolazain'ny namana ireo dia manandramana tsy mihinana tongolo na gasy io na onion be ireny indrindra indrindra.
16. Ratoa ( 11/11/2011 23:39)
Salama i Fahoria
Ny misotro ravimboafotsy sy eau citronée, samy tsy misy siramamy ireo, dia manadio rà sy manala ny fofona mahery. Ary indrindra indrindra, ny citron mampihena ny hatsembohana (régulateur de transpiration). Fa ny zavatra natoron'olona ahy ka hitako fa nandaitra tamin'ny mpanampiko dia ny alamo. Aza kosehine be izany ny vatana fa manimba ny hoditra izay aron'ny tenananao izany.
Mandraisa alamao, irony sachet kely irony, eny an-tsen'Andravoahangy, eo amin'ny fidirana atsinanan'ny trano be misy. Zarao telo iny sachet iny dia alony rano 1,5L anaty tavoahangy. Isaky avy manao douche ianao, indroa isan'andro, dia kobano amin'inyny tenanao rehetra (ataovy mahavita intelo ny rano 1,5l). Aza fafana amin'ny serviette fa avelao ho maina ho azy eo.
Rehefa afaka 8 andro na 10 andro eo ho eo dia renao mihena ny fofona.
Ahenao koa ny dose.
Ilay 1/3 an'ilay sachet iny ihany no levonina anaty rano 1,5l. Angalao 1/3 hikobananao rehefa avy nandro. Tapohy rano mahafeno azy ilay tavoahangy. Otsankotsano. Dia ny hariva angalao 1/3 dia fenohy indray. Rehefa andramano ka matsatso na hita fa tsy manopy fotsy intsony ilay rano dia manaova indray vaovao.
Ataovy anie iray volana raha tsy madio ianao é!

Ankaotra izany, rehefa mahare fofona amin'ny tenanao ianao dia mandraisa rano kely, tsy mila sasana amin'ny savony akory - dia mandraisa kely amin'ilay rano misy alamo.

Aza adinoina ny mandray rano kely rehefa avy nivaoka.
17. fahoria ( 14/11/2011 10:05)
Ratoa,
Misaotra anao indrindra t@ torohevitra. Tena intéressant ilay ravimboafotsy sy eau citronné.
Saingy ilay alamo tsy mandaitra @ko fa efa nanao an io mihintsy aho amantaonany dia tsy nahomby. Ny antony dia satria tsy problème na bactérie ny ahy fa "amine volatil " mivoaka @ pore ny hoditra nohon'ny tsy fahalevonana choline, lécithine & carnitine. Izay mbola averiko fa tsy mbola misy fanafodiny hatr@zao io aretina io.
Azoko tsara mihintsy ny problème ny mpanampy ireny, alamo dia mahafaka azy satria noho ry zareo tsy nanao soin tsara ny tenany dia raha vao madio sy mannao alamo dia tokony tsy hisy fofona zany. Fa ny ahy indray dia tsy manaraka an izay logique zay fa azo atao oe fahasembanana ka ra vô oe fofona dia mauvaise hygiène fôna no ao andohan'ny olona. Tsy omeko tsiny fa saingy izay no itarainako eto @ forum satria ny remarque n'olona ndraindray mampisy idée noire fa dia isaorana anreo namana rehtra mi comprendre sy mba hi comprendre olona hafa mitovy cas @ko.
Misaotra

Ratoa:

Salama i Fahoria
Ny misotro ravimboafotsy sy eau citronée, samy tsy misy siramamy ireo, dia manadio rà sy manala ny fofona mahery. Ary indrindra indrindra, ny citron mampihena ny hatsembohana (régulateur de transpiration). Fa ny zavatra natoron'olona ahy ka hitako fa nandaitra tamin'ny mpanampiko dia ny alamo. Aza kosehine be izany ny vatana fa manimba ny hoditra izay aron'ny tenananao izany.
Mandraisa alamao, irony sachet kely irony, eny an-tsen'Andravoahangy, eo amin'ny fidirana atsinanan'ny trano be misy. Zarao telo iny sachet iny dia alony rano 1,5L anaty tavoahangy. Isaky avy manao douche ianao, indroa isan'andro, dia kobano amin'inyny tenanao rehetra (ataovy mahavita intelo ny rano 1,5l). Aza fafana amin'ny serviette fa avelao ho maina ho azy eo.
Rehefa afaka 8 andro na 10 andro eo ho eo dia renao mihena ny fofona.
Ahenao koa ny dose.
Ilay 1/3 an'ilay sachet iny ihany no levonina anaty rano 1,5l. Angalao 1/3 hikobananao rehefa avy nandro. Tapohy rano mahafeno azy ilay tavoahangy. Otsankotsano. Dia ny hariva angalao 1/3 dia fenohy indray. Rehefa andramano ka matsatso na hita fa tsy manopy fotsy intsony ilay rano dia manaova indray vaovao.
Ataovy anie iray volana raha tsy madio ianao é!

Ankaotra izany, rehefa mahare fofona amin'ny tenanao ianao dia mandraisa rano kely, tsy mila sasana amin'ny savony akory - dia mandraisa kely amin'ilay rano misy alamo.

Aza adinoina ny mandray rano kely rehefa avy nivaoka.
18. soglince ( 16/11/2011 12:29)
fahoria,

zava-baovao loatra mbola tsy ren'ny sofina ny mahazo anao ka na ataoko hoe misy tranga toy izany aza eto M/car de tsy fantatra mintsy satria vitsy no sahy hijoro vavolombelona? Moa maro koa no tsy mihevitra azy ho aretina nefa tena misy explication scientifique le izy.

Mitady torohevitra ianao ka omeko anakiray raha liana an:
Tsy haiko raha efa henonao le produit Tiens. Karazana raokandro sinoa le izy fa ny fitsaboana ataony zany de @ alalan'ny fanampin-tsakafo. zany hoe misy produit maro atao fanampin-tsakafo hiady @ karazan'aretina sy tsy fahatomombanana maro miseho @ vatana. Maro no efa nijoro vavolombelona ny @ efficacité an'io produit io. ka andramo raha mahaliana anao

teny tsy misy effet secondaire mintsy le izy sao ianao matahotra sady zavatra naturel daholo no ampiasaina. mino aho fa tsy mainsty misy produit mety @nao ao ra liana ianao.
de ialazao za ra mila ianao de atoroko olona

demirary soa ho anao de mahereza mivavaka fa tsy misy olana tsy voavahan'i Jesosy koa e, sady fantany nge zany olanao zany e, ny antony sy ny vahaolana, de ataovy toy ny efa naha sahady hoy IZY.

bye
19. fahoria ( 18/11/2011 11:45)
Soglince,

Misaotra anao Sogline namaly ny fitarainako sy mbola mamerina ny fisaorana anareo rehtra zay nanoro hevitra.
Tena misy io aretina io ry Soglince fa saingy any amérique no tena efa betsaka ny olona ahitana io aretina io environ 1% ny population mondial.
Mampalaelo aty Mcar satria mbola vitsy ny mahalala oe aretina anie izy io fa dia tonga dia tsaraina fotsiny oe voretra sy tsy mahavatena ny olona ra vao misy fofona. Anefa refa tratran io aretina io aza d vô may obsédé @ fahadiovana, tena maniaque de la propreté ozy ny fitenenana. Saingy malgré ny higiène irréprochable dia mi persiste fôna ilay fofona.
Sinon, vaovao @ko aloha ilay produits tiens sambany vao henoko izy io, ka araky ny hevitrao dia inona @ lé produits tiens no tokony handramana?
Misaotra anao mialoha @ torohevitra!

Fahoria
soglince:

fahoria,

zava-baovao loatra mbola tsy ren'ny sofina ny mahazo anao ka na ataoko hoe misy tranga toy izany aza eto M/car de tsy fantatra mintsy satria vitsy no sahy hijoro vavolombelona? Moa maro koa no tsy mihevitra azy ho aretina nefa tena misy explication scientifique le izy.

Mitady torohevitra ianao ka omeko anakiray raha liana an:
Tsy haiko raha efa henonao le produit Tiens. Karazana raokandro sinoa le izy fa ny fitsaboana ataony zany de @ alalan'ny fanampin-tsakafo. zany hoe misy produit maro atao fanampin-tsakafo hiady @ karazan'aretina sy tsy fahatomombanana maro miseho @ vatana. Maro no efa nijoro vavolombelona ny @ efficacité an'io produit io. ka andramo raha mahaliana anao

teny tsy misy effet secondaire mintsy le izy sao ianao matahotra sady zavatra naturel daholo no ampiasaina. mino aho fa tsy mainsty misy produit mety @nao ao ra liana ianao.
de ialazao za ra mila ianao de atoroko olona

demirary soa ho anao de mahereza mivavaka fa tsy misy olana tsy voavahan'i Jesosy koa e, sady fantany nge zany olanao zany e, ny antony sy ny vahaolana, de ataovy toy ny efa naha sahady hoy IZY.

bye
20. Ratoa ( 22/11/2011 21:10)
fahoria!
toro-hevitra fotsiny ireo nomeko anao ireo fa tsy fanafody. Tsy mitarika fahasitranana ireo fa manampy amin'ny fahadiovana.
Asa raha fantatrao fa eny amin'ny restaurant, raha mihinana trondro ianao dia efa miandry eo ambony latabatra ny rince doigt: rano mangatsiaka misy voasary makirana anakobanana ny rantsa-tanana. Miala daholo ny fofon-trondro amin'ny tananao. Raha avy namaofy tongolo koa ianao dia somary osory voasary makirana ny tananao izay vao sasàna fa tsy misy fofony mihitsy.
Aza kivy é.
Toa izany koa ny fiasan'ny alamo sy ny ravim-boafotsy.
Ny voasary makirana koa azo afangaro amin'ny rano ikobanana dia manala fofona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233