mila vonjy maika

1. Mirana07 ( 30/09/2011 19:21)
saika mba hanontany reto za raha misy mahalala tsy izany fa andé ho any madagascar izay mianaka zanako 3volana de mila passeport ve raha andé ho any madagascar nefa izy gasy reny sy gasy ray misaotra indrindra reto a! nefa za tsy maintsy mandé haingana fa ny papako hospitalisé ao @HJRA ambavahona mihintsy izy mba valio re zay mahalala, niantso ny ambassade ihany za fa miavona be ry zareo nefa mba samy gasy ihany!
novalian'i zandry01 ny 11/10/2011 13:02
2. m.i.s.a ( 30/09/2011 19:30)

Mirana07:

saika mba hanontany reto za raha misy mahalala tsy izany fa andé ho any madagascar izay mianaka zanako 3volana de mila passeport ve raha andé ho any madagascar nefa izy gasy reny sy gasy ray misaotra indrindra reto a! nefa za tsy maintsy mandé haingana fa ny papako hospitalisé ao @HJRA ambavahona mihintsy izy mba valio re zay mahalala, niantso ny ambassade ihany za fa miavona be ry zareo nefa mba samy gasy ihany!
ny zaza 3 volana zany tsy maintsy misoratra ao anatin'ny pasipaoronao.

Tsy misy firenena hanaiky hoe hitondra zaza zany nefa tsy misy pasipaoro.
3. hery ( 01/10/2011 16:23)
Tsy maintsy misoratra ao amin'ny passeport ilay zaza raha ilay passeport taloha, raha passeport vaovao dia tsy maintsy manana passeport ilay zaza.

Azo atao anefa ny maka transcription any amin'ny ambassade hoe hanaovana ny passeport any Madagasikara. Dia tandremo fa mila mipetraka any amin'ny sejour-nao ihany koa ilay zaza raha tsy izany tsy tafiditra rehefa miverina.

4. manampi67 ( 06/10/2011 19:48)
Bonjour,

Vous devrez contacter la Mairie de votre domicile pour toute information et démarche à faire indrindra mikasika ilay zaza satria vao 3mois. Raha ilay pasipaoro vaovao dia mitokana, nefa ahoana no akana sary zaza 3mois ? Tandremo tsara fa tsy azo atao ny mitondra zaza tsy misy taratasy ara-dalàna.
5. zandry01 ( 11/10/2011 13:02)
raha nationalité gasy lay zaza dia any @ ambassade gasy no manao pasipaoro raha vazà lay zaza dia mila pasipaoro vazà, raha tena maika misy motif mitombona tsara dia maka laisser passer any @ ambassade gasy raha gasy moa any @ préfecture raha vaza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0957