Nodimandry ny namana RATONGA

1. ni81 ( 29/09/2011 19:20)
Mirary fiononana feno ho an'ireo vady aman-janany, ireo fianakaviany sy ireo namana mpiara-mitafa aminy tato amin'ny serasera.

Mandria am-piadanana ry namanay.

novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:43
2. tess ( 29/09/2011 19:46)
snifffff pais à son âmes
3. mbaliana ( 29/09/2011 19:52)
paix à son ame
4. hery ( 29/09/2011 20:55)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ireo rehetra izay nahalala azy ihany koa. Mandalo marina ny fiainana eto an-tany.
5. Tefigasy ( 30/09/2011 05:16)
C’est une nouvelle vraiment triste, toutes mes condoléances à la famille ainsi qu’à vous qui sont les plus proches de lui.
6. samyah ( 30/09/2011 05:16)
hery:

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ireo rehetra izay nahalala azy ihany koa. Mandalo marina ny fiainana eto an-tany.
7. samyah ( 30/09/2011 05:30)
Mirary fiononana feno ho any vady amanjanany sy ny finakaviny !mandry ampiadanana !
8. ANARIM ( 30/09/2011 06:17)
brrrrrrrrrrrrrrrrr mamangy amin'ny fahoriana! mirary fiononana feno ho an'ireo rehetra namoy azy! ny fianakaviana, isika namana rehetra! Aoka ho an'Andriamanitra ny fanendrena ny lalantsika ... mbola hihaona e!
9. ari.malala ( 30/09/2011 09:02)
Miombom-po @ ireo namana rehetra mirary fiononana feno hoantsika nifanerasera taminy, na nivantana na teto @ forum sy any @ facebook :(
10. Samoana ( 30/09/2011 13:57)
Hotsaroako mandrakariva ilay tsiky farany nifanaovana mifono hevi-dalina... Mangiana ny tany mampionona ary mivavaka ho an'ny fianakaviana.Mandria milamina letsy ranamana mahafinaritra!
11. ravatorano ( 30/09/2011 14:57)
le aza ah !tena taitra be tokoa ny tenanay raha nahare io vaovao ratsy io.Sina tanteraka tena marina tokoa fa tsy mampilaza maloha ny fahafatesana .Mirary fiononana feno ho an ny vady amanjanany sy ny fianakaviany iray manontolo ary koa mampahery ireo namany izay niaraka taminy rehetra atao ahona fa tombon dalana ihany ny zy fa isika rehetra mbola samy hiafara amin izany avokoa e !
Mandria ampiadanana bandy akama Ratonga ah !
12. soanja ( 30/09/2011 17:56)
Mirary fampiononana ny fianakaviany. Mivavaka ho fampaherezana antsika rehetra nilaozany. Mafy fa izay no fiainana. ba mamy daholo!
13. raozigasy ( 30/09/2011 21:14)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana
14. nanoukely ( 01/10/2011 12:33)
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviany sy ny namana rehetra nahalala azy
15. sitlo ( 02/10/2011 23:36)
Neih, nihena iray ny mpanambany sy mpanao xxx. Mbola tadidiko daholo ianareo fa aza mikrapa!
16. ni81 ( 03/10/2011 06:56)
sitlo:

Neih, nihena iray ny mpanambany sy mpanao xxx. Mbola tadidiko daholo ianareo fa aza mikrapa!

Dia efa nodimandry ve izy ry sitlo dia mbola hanenjika azy toy izany foana ianao???????????
17. infinity ( 04/10/2011 10:38)
Mandria am-piadanana ry namana mahafinaritra RATONGA. Andriamanitry ny fiadanana anie hampahery sy hampionona ny vady aman-janany ary ny fianakaviany manontolo. Courage daholo isika namana rehetra fa izay no lahatra ! :(
18. AndriambyII ( 07/10/2011 20:14)
Mamangy @ fahoriana am-po ireo fianankaviany rehetra ! Na dia tsy dia nifanaretsaka taminy firy aza teto @ sera² , dia efa mba nahita ny sorany ihany tsindraindray .Mety mahazo antsipirihany ny antony nahalasanany ve ?
19. tywa68 ( 10/10/2011 20:31)
na te halala ohatr'inn aza moa ianao, inn no azo atao anao fa miara-ory @ fianakaviany isika, ary manaiky fa zay no fandaharana.
20. Ralay ( 12/10/2011 15:03)
Mamangy ny fahoriana ho an'ny fianakaviany rehetra dia aza misosoka alahelo intsony fa tombondalana ny azy.Mandria ampiadanana Ratonga.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2562