vavaka hoany mpanala cepe

1. josiah ( 15/09/2011 16:41)
Tao ampiangonana no niseho ny tantara.Hoy pasitera miakara ety aloha avokoa ireo izay hanala cepe rehetra fa hoentina am-bavaka.Dia hoy ity ramatoa 1t@lay olona nipetraka teo akaikiny fa oviana kay ny cepe e?Dia hoy ilay ramatoa 1 tsy fantatro.Dia hoy i pasitera hiaraka hivavaka isika hoanireo mpanala fanadinana cepe.Samy nivavaka daholo ny mpiaramivavaka.Hoy i pasitera Atra tahio ireto ankizy izay hanala fanadinana @Alatsinainy ireto ,dia tonga de hoy ilay ramatoa t@le ramatoa 1 teo akaikiny kay @Alatsinainy ny cepe ranona ,nefa eo ampivavahana tsara izy aminio.Hi hi
novalian'i Tanny ny 20/10/2011 14:24
2. Tanny ( 20/10/2011 14:24)
lol!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0795