Mangataka mafy sy te hifanakalo Document na Logiciel Droit Malagasy

1. toky8 ( 07/09/2011 16:28)
Salama daholo tompoko ô,

Izaho dia miasa amin'ny lafiny "droit" (toy ny conseiller juridique), no sady mbola mandalina ihany koa (izany hoe sady mianatra).

Koa mba mangataka aminareo izay manana support informatique momba ny lalàna Malagasy ange raha misy manana azafady.

Tiako koa raha afaka misy mifanakalo document informatique (pdf, ...) amiko, toy ny :
- lexique juridique
- cas -na jugement tena nitranga (izany hoe support avy amina "juge")
sy ny sisa.

Afaka vidiko ireo, fa afaka mifanakalo koa isika.

Eto Antananarivo aho, ka afaka mihaona isika.
Ny avy any amin'ny province kosa dia : afaka mifandefa mail isika.

Misaotra indrindra e!
novalian'i jejema ny 19/03/2016 05:43
2. hery ( 07/09/2011 21:07)
Tsy ilainao intsony angamba ity satria efa anananao na hainao tsianjery fa sendra nahagaga ahy fotsiny hoe hay azo jerena amin'ny internet

http://www.droit-afrique.com/images/textes/Madagascar/Madagascar%20-%20Droit%20Civil.pdf
3. Hagg ( 08/09/2011 06:01)
Ny 2000textes angamba efa anananao? raha izay dia mise à jour sisa ho an'izay domaine tena misy anao.
4. fijo ( 30/10/2011 17:34)
le zavatra nalefan'i hery io ,efa lesona 1ere année io,ka tsy dia io ngamba no ilainy,jurisprudence sns.ka ny tsotra hoan'ilay namana dia mijery ao amin'ny:
legifrance.gouv.fr
5. zonia ( 19/01/2012 14:21)
Droit no resahana, tsy misy afa-tsy ny manantona toerana mitahiry tahiri-kevitra mikasika lalàna: Archive nationale Tsaralalana, Ministeran'ny fitsarana Faravohitra ( Service Documentation na Direction de systemes informatiques), Assemblée nationale et Senat( Service documentation) na koa @-na Cabinet juridique namana. Inoako fa be ireo promo zokinao tao @ Droit no miasa @ ireny toerna ireny.
OK . Vloma
6. naritsimba ( 05/04/2012 08:56)
io 2000 textes voalazan'ny hagg io no tena ahitana ny resaka lalàna rehetra.
7. jejema ( 19/03/2016 05:43)
salama daholo
hono wa aiz kay n ahitana an'io 2000 textes io eh
za mtad amin net fa ts mvoaka mts le iz
sa sao dia mba mis afaka manome
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.351