bonjour, inona kay zafd ny sakafo na zavatra tokon...

1. guant ( 06/09/2011 08:31)
bonjour,
inona kay zafd
ny sakafo na zavatra tokony hanina mba hatanjaka sy tsy ho tonga haingana refa manao rapport sex
fanamarihana!akotrann'y oe fanamboarana saina no tiko ahatongavana eto
novalian'i akom-peo ny 28/09/2011 22:03
2. Brune ( 11/09/2011 14:33)

guant:

bonjour,
inona kay zafd
ny sakafo na zavatra tokony hanina mba hatanjaka sy tsy ho tonga haingana refa manao rapport sex
fanamarihana!akotrann'y oe fanamboarana saina no tiko ahatongavana eto

Afaka mividy complément nutritionelle enao, io produit io an 100% bio. Ny rôle any zany dia mi augmenter any résistance any vatanao contre any fatigue, aminy io ianao an tsy mora vizana ny dikany zany hoe tsy vety vety dia ho tonga le izy .
3. akom-peo ( 28/09/2011 22:03)
bjr! voalohany -mila manao (douche) aloha ny andraisana fadriana , izany hoe ny vatana

  1. rehetra mihitsiny no sasana an!
  2. -milamina tsara ny trano, tsy mila zava maneno madeha mafy laotra,tsy mila hazavana be
    -raha vehivavy ianao dia avelao @zao ny volonao fa tsy mila asina sorodoha na radranina, akanjo atao malalaka maivana, tsy mila asina (produit) mihitsiny ny vatana an oh: (crem)
    ny sakafo indray dia ny fraise ,rehefa madio tsara ny fraise dia vakio roa dia atao ao anaty vilia baolina ,asio siramamy fotsy iray sotro na asina yaourt dia avelao kely aloha avy eo asio whisky kely afagaro ao 1 vera cons io le kely ,dia hoanina 15mn aloha ny (action)
    raha tsy misy ny fraise dia tantely sy sakamalao no atao , ity indray whisky iray sotro fotsiny dia ampy , rampena tsara le sakamalao izay voa afagaro ny( action couple )dia tokony atao daholo ,
    fanamarinana kely fontsiny ,tsy dia tsara laotra ny vehivavy ny ( mirasè) be fa aleo etezana
    dia asina tavela kely manifinify
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2194