Serasera , dinika @ TENY MALAGASY

1. anselmino ( 02/09/2011 17:54)
Ny forum.serasera.org dia takelaka malagasy rano iray natao ho an'ny namana mahazo ny teny malagasy mba hahafahany miady hevitra. Tsara raha vakianao tsara aloha ireto fitsipika fohy ireto alohan'ny hidiranao ho namana.

io aloha d fitsipika hitako tato,

http://forum.serasera.org/fitsipika

Miarahaba,

Fanontaniana mba tiako hapetraka @ mpiandraikitra d izao:

raha mamaky io fitsipika io dia milaza hoe teny malagasy rano iray ka raha mandinika ny sasany mpamaly dinika aho dia toa teny frantsay foana no hamaliany,

ahoana no mba hevitry ny mpiandraikitra @ io e?

misaotra e

anselmino
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 09:04
2. BozyCaline ( 06/09/2011 10:28)
ETO anie fitsipika natao ho an'ireo olona tsy naman'ny mpiandraikitra eto!

[size=15]eto efa naman'ny mpiandraikitra eto enao ; mahazo manao izay tinao na teny gasy na teny vahiny no hamalinao ny dinika [/size]
3. hery ( 06/09/2011 12:23)
Ilaina vakiana tsara tokoa ny fitsipika :-)
4. andrywui ( 17/11/2011 09:04)
tena tsara fipetraka io fanotanian'i anselmino io fa tsy tokony atao valy boraingona otrizao ry hery a !! MANINNN HONO NO MISY ANTOKON OLONA SASANY MAHAZO MANORATRA TENY FRANTSAY ATO NEFA RAHA VAO NY SASANY TSY DE AZOAZON NY MPIANDRAIKITRA DE VOAPALA ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227