Ankamantatra

1. JAIHA ( 29/08/2011 08:27)
Inona ary ny Dessert tsy tia ny kisoa indrindra ?
2. manampi67 ( 29/08/2011 11:12)
banane
3. JAIHA ( 29/08/2011 11:42)
Diso zany an!
4. sitlo ( 29/08/2011 15:58)
Izay mahamarina kisoa.
5. afito ( 30/08/2011 12:24)

sitlo:

aleo zany tsy miteny hi hi hi hi hi hi
na aleo manao diso sao lasa kisoa eo ha ha ha ha ha
Izay mahamarina kisoa.
6. pulm ( 07/09/2011 06:25)
Inona ary izany?: jerena izy iray, tsapaina izy roa, mipetraka izy fito
7. rafozana ( 09/09/2011 06:27)
zay kisoa rehetra no mamaly ato
8. pulm ( 09/09/2011 12:55)
hafa iany hoa ny kisoa
9. ngandrina10 ( 24/01/2013 17:57)
Mba Asio valiny milay tamzay rangahy ireo ankamatatra ireo fa ela loatra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3951