1. Bita ( 24/08/2011 11:39)
Hoy ilay Rangahy iray vadiny. Jereo ange iry vorona maty iry. Dia sady nijery teny ambony amin'ny lanitra ilay ramatoa no manontany hoe aiza izany vorona maty izany ;) Mba aza ...... ihany oa.
2. sitlo ( 29/08/2011 16:00)
Ka mety voadonan'ny roplanina kosa koa.
3. papounette ( 18/09/2012 08:48)
HI hi hi misy vorona anankiroa mitazatazana, makamaka aina eny ambony hazo. SDe nisy "avion" nandalo de niteny ny anankiray hoe mandeha mafy lesy razoky ry zany. De namaly tsy taitra ny anankiray hoe mba tiako ho hita letsy ialahy hidoladola zany raha mivoatsetroka ny any aorianan'lahy. Vita tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2487