MANANDRAMA OE TSY MIHOMEHY RAHA METY.

1. rijadolly ( 15/08/2011 10:53)
Hidio tsara ny trano fa sao lazain'olona adala eo
novalian'i rijadolly ny 23/08/2011 15:04
2. rijadolly ( 15/08/2011 12:47)
http://www.youtube.com/watch?NR=1&v=kqZ6repI-qU
3. rijadolly ( 17/08/2011 17:59)
Efa nanandra ity koa ve nareo? Mifanatrika mifampijery ny maso ny olona roa, ary manao hira iray atao sioka, andramo anie, tsy mety vita hatramin' farany fa mihomehy foana na dia ny iray aza
4. aayah ( 19/08/2011 12:33)

rijadolly:

Efa nanandra ity koa ve nareo? Mifanatrika mifampijery ny maso ny olona roa, ary manao hira iray atao sioka, andramo anie, tsy mety vita hatramin' farany fa mihomehy foana na dia ny iray aza


rigolo toi an!!!
5. rijadolly ( 20/08/2011 03:30)
Aayah a! Efa nanandrana ve se! tena mba matotra ihany aho fa ny partenairako no tsy maharitra, Mety ratsy tarehy be angamba za rehefa misioka, hihihihihih! ohatran'ty

6. AndriambyII ( 20/08/2011 15:48)
Ha ha ha aaahh !! Tena nanandrana an' lé msika ah fa tena mmé fôna ! mvilana atr@ molotra , ny vava , ny valanorano , ny saoka , mvilana dôlidôly ny tava rehetra !! kiiiyy !! Tena tsy mety !! Andraso alou andramana ndray !! hi hi hi !Fa taiza kou no naitanao an'ity zavatra ty ?
7. rijadolly ( 20/08/2011 17:38)
AndriambyII a! jeux efa elabe izy io, angamba efa tany amin' taona 1980 tany. Fa tena tsy mahavita mihitsy ry se a! Ataovy amin' Marié vao na amin' lanonam-pianakaviana fa tena mahafinaritra ny mahita ireo olona mihezaka ahavita nefa tsy mahavita e!
8. aayah ( 22/08/2011 10:46)

rijadolly:

Aayah a! Efa nanandrana ve se! tena mba matotra ihany aho fa ny partenairako no tsy maharitra, Mety ratsy tarehy be angamba za rehefa misioka, hihihihihih! ohatran'ty



C'est cool lorsqu'on rigole seul..... J'aime l'humour.
Fa tena tsara kosa alouny rhf mba mimeme otranzany e! Hita oue tonga de afaka ny stress sy ny ze rhtra manahirana. Fa le miome rery kou tena tiako be annnn!
bonne humour tout le monde.
9. rijadolly ( 22/08/2011 14:46)
Aayah:

C'est cool lorsqu'on rigole seul..... J'aime l'humour.
Fa tena tsara kosa alouny rhf mba mimeme otranzany e! Hita oue tonga de afaka ny stress sy ny ze rhtra manahirana. Fa le miome rery kou tena tiako be annnn!
bonne humour tout le monde.

Misy zavatra tsaroako tokoa raha vao nilaza io se, fa tena mahatsara fo sy maha tanora lalan-dava tokoa ny mihomehy tsy hita taratra ivelany. Izany hoe any anaty ihany no mitsiky. Andramo anie raha tsy tena ok e!
10. bor2lais ( 22/08/2011 15:03)
Ahoana indray izany miomehy tsy hita taratra ivelany izany ry Rijadolly ? :-)
11. aayah ( 23/08/2011 10:38)

bor2lais:

Ahoana indray izany miomehy tsy hita taratra ivelany izany ry Rijadolly ? :-)


Tsy hita hoe misy problème ty olona ty. Sa ahona Rijadolly????
12. rijadolly ( 23/08/2011 11:54)

Aayah:


Bor2lais:

Ahoana indray izany miomehy tsy hita taratra ivelany izany ry Rijadolly ? :-)


Tsy hita hoe misy problème ty olona ty. Sa ahona Rijadolly????

Rah izay lazain'ny Aayah izay indray dia makarary fo fa tandremo! satria tsy afaka akory ilay olana. Fa ilay izy dia mifanohitra amin'izay, Faly ny ao anatinao nefa ny endrikao tsy mitsiky, na hoe mikakaka mihomehy. Izay ilay mifaly anaty. Andramo fa tena tsara ny manao izany an!
13. bor2lais ( 23/08/2011 12:41)
Iny indray aloha tsy mba noeritreretiko rijadolly a : hay ny fifaliana raha kobonina ao anaty mahatsara fo sy maha tanora ?
Ny gravy dia rehefa mahita olona mivindavinda endrika izany dia tsy fantatra intsony na tezitra izy na te ho tanora ! :-)
14. rijadolly ( 23/08/2011 15:04)

bor2lais:

Iny indray aloha tsy mba noeritreretiko rijadolly a : hay ny fifaliana raha kobonina ao anaty mahatsara fo sy maha tanora ?
Ny gravy dia rehefa mahita olona mivindavinda endrika izany dia tsy fantatra intsony na tezitra izy na te ho tanora ! :-)

Ny an'se indray izany mivindavinda ko. Mety hita ihany anie hoe mirana ny endrika rehefa feno be ny ao anatinao e! ohatry ny mivindavinda rehefa mivoto fo iny ianao hihihihihi! Mifanohitra mantsy ireo zavatra roa ireo, ka izay tianao na manao lolom-po dia mivindavinda na mitsiky anaty dia miran'endrika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1084