tsy ny sokatra ihany

1. itaramasoandro ( 31/07/2011 16:28)


http://www.traffic.org/home/2011/7/27/malagasy-frontier-police

fa miampy ny fanondranana marokarazany toy ny hazo sy haren-tsarobidy ankibon'ny tany izay hatao varo boba amban'ny lalàna sy antsokotsoko.

ireo no hilain'ny vahoaka habaribary eo imasony ary hatsahatra tsy misy andrasoandraso.

itaramasoandro 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4985