Hery a : sao de tsy rariry kosa?

1. mmmhh ( 28/07/2011 12:39)
Tsy haiko hoe aiza zah no tokony hametraka an'ty sujet ty, saika hanoratra manokana tany aminao zah ry Hery, nefa inoako fa tsy zah irery no nahatsikaritra an'ty tranga iray ty dia naleoko natao teto;
mpi-forum eto ny tenanay, fa noho ny forum ato somary nangatsiaka tato ho ato dia mampirafy any @ moov e, dia niditra tao @ forum ART et MUSIQUE ==> MUSIQUE, ny tenanay, dia misy an'le sujet we "ZANY KA HIRA KATOLIKA" ito ny lien; sujet napetrak'i Heriska, asa, mety ho ianao ngamba io, dia notsidihiko ilay lien nomen'ilay nametraka sujet dia ianao mihira no tao, ... satria moa rah fan ny serasera ngamba tsy misy tsy mahalala anao e, tsy any ny olana, fa izao,
Reefa mandeh ny resaka, dia misy pseudo heriserasera mipoitra avy eo, , tsy haiko na tena ianao io na tsia, ireto adikako eto ambany ny post-n'io olona io :

- aza be fialonana lesy a ! manaova ialahy raha mahavita ho jerena
- henjabôtraka>ny pseudo-nlà aza hoatran'ny anaran'alika, mangina ny vava rehefa tsy mahay sy tsy mahavita fa tsy faly manenjika izay manao
- henjabôtraka>hay ialahy olona mifitra @ tanana ko hitako ambany fisainana, tsy efa nahalany ttaaay 10 kilao ve ialahy, amboa razana ialahy ry lery e
- ataovy aloha izay hahatafavoahana aty andafy hoatranay ry alika a
- lisany aza vao tsy miasa ny mpiasa dia tsisy afaka manoratra fa connexion-n'ny société no hizestiavana eto, ny anay à gogo ny connexion, ôsy aho hoe ry gasy kely be fialonana e !
- Hay ve mbola ato ihany ilay alika mihinan-@#$%& mifitra @ tanana ity e, raha tena favy ialahy manaova site hoatran'ny ahy ho jerena ry kinnndy a
- aleo préciser-na ilay site zao lazain'ilay tsimihetilahy mihiman-@#$%& io tsy fantatra indray, serasera.org ny site-ko fa avoahany ny anlà !
- Aiza ialahy ry alika be fialonana a, avoahay ny site-nlà, dia mba mividy papier hyégénique hoatran'ny gasy rehetra fa tsy mifitra @ tanana, dia ataovy izay ahatafavoahana aty andafy, mino aho fa na Sainte Marie sy Nosy be aza tsy hitanlà, cochon vas !
- henjabôtraka>Toa nangina ialahy ry mpifitra @ tànana a ! avoahay ny site-nlà ho jerena fa rehefa tsy manana dia aza miditra eto intsony, tsimihety amboa razana

... maro e, fa santionany ireo, ilay nosorata'ilay HERISERASERA ihany no nosoratako ireo.

ito ny lien http://forum.moov.mg/read.php?79,2895459

Dia izao no tiako ihaviana ,
Hery a, tena ianao tokoa ve io? tena diso fihevitra zah ny aminao, marina e, maninona no manala-baraka tena ohatr'io? sady tsy vitan'ny manala bara-tena fa manala baraka ny gasy any an-dafy? sao de tsy mety e, en plus manala-baraka ny katolika, nefa ianao toa fatra-piaro ny fiangonana misy anao, tena saro-piaro @ katolika enao rah io no voakitikitika, tena tsy nampoiziko ho ianao no mahay vava be tahak'io, marina e,
- rah tsy ianao kosa anefa io HERISERASERA io, dia miangavy mba mandefasa email any @ modo n'ny moov, fa toa tsy rariny loatra ka, satria tsy ianao irery no afa-baraka, fa ny serasera (isan'izany zahay fan ato) , ny katolika, ny gasy any an-dafy ... mahamenatra, asio fafany io sujet io fa mandreraka be,

Zah aloha, aleo tsoriko, matoa zah nanao an'ity sujet ity dia tohina e, satria rah ny fahafantarako an'i Hery sefo be ato @ serasera toa tsy mahavita vava toy ireny e,
Asa mety hiteny enao hoe avelao ho any, fa na ny olona tsy mahafantatra ny serasera.org na de te hiditra aza mihemotra @ le vava n'i Heriserasera ao @ io forum io,

Zay ry Hery a, Mba tsidiho kely io lien io,

TSIKY DIA AMPY
novalian'i primorh ny 19/11/2011 12:04
2. hery ( 28/07/2011 13:49)
Raha tena mahalala ahy dia tokony tsy ho tohina satria mahafantatra hoe tsy dia misy idirako ilay izy ka :-)

Tsy zah no nametraka ilay resaka voalohany, tsy izaho no namaly, jereo fa ilay namaly farany indrindra hery@serasera.org no izaho. :-)

Dia mba tokony ho fantatrareo amin'izay kosa rehefa izaho no manoratra e lolll

Tsiky dia ampy.
3. hery ( 28/07/2011 13:50)
Dia jereo ihany ny video na zany aza lolll
4. mmmhh ( 29/07/2011 05:54)
Eny e, efa nijery an'le vidéo ihany anie e, dia nahita maro hafa koa tao,
Le izy tsy dia hoe tsara be fa nahafinaritra ahy fotsiny hoe "olom-patatro le mihira" na dia tsy tea fantatro aza fa fantatro @ alalan'ny serasera;
Mahafinaritra ahy taminy koa ny tanjonareo @ le izy, dia ny mba hahatadidin'ny gasy any am-pita ny hira katolika, na dia tsy katolika aza ny tenako,
Mankasitraka e,

Gaga be manko aho hoe i Hery ve no ratsy vava be tahak'ity? Na izany na tsy izany, ny serasera mintsy no lasa ratsy laza, ny fahitako azy,

Saotra e
5. hery ( 29/07/2011 07:29)
Tsy maha ratsy laza ny serasera ireny ka.

Vao maika mampitombo azy.

Tsy vao izao no nisy toa ireny... fa revena manja fotsiny.

Tsy teny manidina fotsiny anie ilay hoe "Tsiky dia ampy" e! mila iainana isanandro
6. mirananirina ( 31/07/2011 06:44)
tapaka ny tsinaiko namaky ilay izy!tena tssss,fa rehefa tezitra kosa aloha na iza na iza mahavita manopa sy manaratsy olona.Sa i mmmhh tsy mba miteny rats mht hihihi!!!raha ny olona no fantatra sy mananao pseudo hain'ny be sy ny maro angamba tsy miteny ratsy mihitsy fa refa tsy hay izay izy an ,tena ohatran'ireo ny vavany
7. primorh ( 19/11/2011 12:04)
Izaho rehefa tezitra, dia miondrika sy mangina mba tsy hitohizan'ilay resaka. Na aleoko miala, satria ny resaka tsy misy dikany no mampahatezitra. Satria azo azavaina sy alamina avokoa ny rehetra. Ohatra, tsy vitako ny asako, satria tapaka ny electricite,...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501