karazana anana

1. Noue ( 28/07/2011 10:08)
anana tian'ny mpivady: ANANJANAKA

anana tian'ny mpifankatia: ANAMBADY

anana tian'ny mpanasa lamba: ANAKOBANA

anana tian'ny dokotera: ANALYSE...lool

tena ankafizin mpamono oul: ANAKENDA

Anana mapatahotra:ANACONDA lol

Anana tsy fihinan'ny anadahy : ANABAVY

Anana lasa akoho : ANATODY

Anana tian'ny olona b sorissory : ANALAZY

Anana tsy tin'oul rehetra : ANAHIRANA

Anana tsy tin'ny vazaha: ANAMERCI... (Ah non merci...!)

Anana alan'oul eo anivon'ny fiaraha monina : ANALABARAKA

Anana tin'ny bandy ndrindra, na ny sipa konko aza : ANàNNNNNN ^^

Anana tian'ny mpanao pôlitika sasany: ANAKOROTANA

Anana tsy tian'ny oul sahirana: ANADALA

Anana tiantsika tsirairay avy : ANANKARENA

anana tian'ny matoatoa: ANANGATRA

anana tian Bob marley: ANAMAINA

Anana tian'oul egoiste: ANA IO A

ananana tian rajoelina : ANARCHIE

Anana tian taz:ANAPA TSINAY

anana tian mailhol:ANANGANA SECTE

Anana tian tsis atao: ANAVARY

anana ratsy tare be:ANASTASIE (fa ts hoe anasa tazy an)

Anana tian'ny bada lela : ANALALÖTA

anana tian'ny banque: ANANAKO VOLA

anana lasa maloto be sy maimbo be : ANALAKELY
novalian'i lala9 ny 13/10/2011 11:02
2. Noue ( 28/07/2011 10:17)
mba tohizo eee :)

Anana tian'ny hery : ANANKERY
3. hery ( 28/07/2011 10:49)
lolll

Anana tsy tian'i Jeneraly Ravalomanana baomba : Anapoaka
Anana maha dizina: Anamôly
4. andrywui ( 10/08/2011 20:21)
anana tian'i wiwi = te-anaNouevana anlah !! mdr

anana tian'i hery = anan(g)hery ... fa diso le "k" an'i noue fa ts teny gasy !!

5. Bita ( 24/08/2011 12:02)
Anana tianntsika: ANAREO
6. rijadolly ( 24/08/2011 16:18)
Anana tian'ny racisme : analika
7. JAIHA ( 12/09/2011 08:21)
Anana tian'ny mpanao pôlitika sasany : Anambaka
8. lala9 ( 13/10/2011 11:02)

hahahahha ANAMBOMANGA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8422