patte appolo

1. papala ( 20/07/2011 12:55)
tena gaga mihintsy za ray ol fa, nihinana patte appolo za tato ampiasana de ozy le namako hoe : boritra hono no hanaovan'i sinoa andreny, de tena manizingizina mihintsy izy fa tany chine hono izy de nahita ny fanamboarana an'ireny.
ka eto Madagasikara zao tsika de marina ve zany ? sa entina tsy hividianana an'ireny vita sinoa reny fotsiny satria lasa tsy mandeha ny vitan'ny JB?
fa zao za lasa tena nisaleboka mihintsy tsy te hihinana intsony amin'ilay fitantarainy taminay?
2. mmmhh ( 29/07/2011 06:01)
asa aloha e, rah tena baoritra ve ka rah arotsaka any rano tsy hiparasaka?

sady ny Appolo anie ry reto ka tsy vita sinoa e, fa avy any Maurice e,

na izany na tsy izany aloha, ny sakafo avy any Chine, na ny sakafo amboarin'ny sinoa aloha dia efa tsy fantatra hoe inona no anamboarany azy na inona e, fa tsy hiasana saina zany reefa tsy hita ny nanaovana azy, hano reefa tianao fa rah hivaky loha @ zé nanaovany azy enao dia tsy hihinana sakafo vita sinoa mintsy enao; ...

tsy haiko zany fa zah aloha mihinana foana e,
3. vahiny2004 ( 08/08/2011 16:02)
Mba mampihomehy koa izay mpiara-miasa aminao izany, mety hoe misy zavatra tsy dia tsara aloha no ao anatiny fa ny hoe baoritra no anaovany azy dia tsy possible e
4. peta83 ( 23/11/2011 12:55)

ny hoe boritra alo aleoko ihany fa ity sauce kely miaraka aminy ity no ahiako hisy alika na... biby lava.. na.... tsa haiko eh!!
5. mangabe ( 07/12/2011 13:43)
Jereo hoe "made in ..." aiza io pate appolo io. Mividy vita gasy na paty tsy avy any@ Chine.
Dia jereo koa ny ingredients e! sura aho fa tsy Dago ihany noho mpanafatra an'ireo pate ireo. Na dia tsisy mi-verifier aza any Dago, any @ tany afa ve dia tsisy anao izany? Na dia marina aza ny any'ilay mpiaramiasa aminao sura ve izy fa pate appolo noho hitany fa tsy pate afa?
6. mandrindra ( 22/02/2012 13:36)
ny pa te apolo dia amidy ao @ carrefour market eto frantsa. inoako fa manara-penitra satria efa taona maro no nahitako azy tao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5327