logiciel

1. vonynive ( 19/07/2011 10:59)
- iza no mpanao logiciel tsara indrindra
- inona ny logiciel tsara indrindra
novalian'i ngovitra ny 21/07/2011 14:56
2. ngovitra ( 21/07/2011 14:56)
vonynive:

- iza no mpanao logiciel tsara indrindra
- inona ny logiciel tsara indrindra


Tena mba mila précision hoe logiciel inona, fa raha ny mahay indrindra aloha de ireny mpanao virus ireny e! hahahahhah...., misy ko ne ny logiciel tarehiny fotsiny fa marefo be e! mora ataquen'ny virus fotsiny, mora instable ,sns, fa raha ny tsara indrindra amiko de ny mpanao LINUX na ny GNU rehetra , satria reny logiciel libres ireny dia omeny ny source ahafahanao manova zay tianao (mamorona ho anao araka zay revenao) ary tsy vitan'izany fa na ratsy aza izy amin'ny voalohany dia ny tsikera ataon'ny mpampiasa azy indray no ahafahan'ireo namorona azy manao version tsy maintsy tsara kokoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1354