AZA ALEVINA ATY JEROSALEMA.

1. rijadolly ( 15/07/2011 17:17)
Fiainam-pianakaviana iray, izay misy rafozam-bavin'ilay rangahy loaham-pianakaviana. Raha tiana hono ny vady dia ny rafozana no tsinjovi-mandeha. Tsapan'ity Ramatoa fa ohatry ny mampijaly ny vadiny loatra ny Reniny ka dia nitady hevitra mba hialasasatra kely tsy misy ny Reniny izy roa. Tapaka ary ny hevitra fa any Jerosalema izy roa no handeha haka rivotra. Nambara ity Reny fa tsy afaka ny hitondra azy izy roa noho ny frais lafo loatra. Tsy nanaiky anefa ity Reniny fa te-handeha hono izy, fa raha ohatra ka tsy zakanareo hoy izy ny frais-ko dia izaho ihany no mandoha azy. Tsy nisy azo atao na dia efa nanantena aza rangahy fa ho afaka amin' fampinjalian'ity rafozany. Tonga tany Jerosalema izy telo mianaka, ary dia tsy niova tahaka ny isan'andro ny fiainana tany. Noho ny akaiky hody anefa dia nindaosin' fahafatesana ilay Reny. Tonga ny olana. Hoy ny tompn-tany hoe : "tsy aleonareo aty no halevina toy izay any, satria lafo be ny mitondra an'io mody noho ny mandevina azy aty?"
Ramatoa: Marina tokoa izany Rangahy, aleo aty izy no milevina.
Rangahy: Niheritreritra teo izy, ary dia tsy nanaiky mihitsy fa ho entina mody ny razana.
Ramatoa: Aleo re izy aty fa tsy maninona a!
Rangahy: an an an tsy maitsy hoentina mody io.
Ramatoa: Fa inona naefa ny antony e?
Rangahy: Koa efa nisy an' izany Jesosy izany anie taty
Ramatoa: Dia manino?
Ranagahy: Ka raha aty io no milevina dia mety mbola hitsangana anie!
2. bor2lais ( 15/07/2011 17:55)
Ramatoa : Lehilahy tsy vanona !!! Hay nahantonao ny reniko ? :-)
3. rijadolly ( 15/07/2011 18:15)

Ramatoa : Lehilahy tsy vanona !!! Hay nahantonao ny reniko ? :-)

Ramatoa: sady mbola nampisotroinao ranom-binaingitra.

4. Dan23 ( 16/07/2011 09:23)
hahahaha,mlay e.
Inty misy anakiray koa:ririnina tokoa ny andro ka mangatsiaka ary vokatr'izany dia te ipipi foana i Botsy(lehilahy).
Nande nivoaka ny trano ary i Botsy nentindreniny tany analakely,isaky ny 15 min max dia miteny foana i Botsy fa te hipipi ka dia nasain dreniny nanao teny amin'ny sisin tambo.
Leo reniny ny farany ka hoy izy:
-renin'i Botsy:tsy mety tsony anaka ny mipipi ety antsisindalana ety fa bedin'ny polisy ety tsika mianaka.
Nataotra i Botsy ka isaky ny te hipipi iz dia eretany eny fona.
Tonga teo soarano toko izy mianaka ka nahita zazavavy kely nanao ny nataony teo ambody poteau i Botsy ka niteny tamin'ny reniny
-Botsy:Neny a,io misy zazavavy mipipi fa aleo oe jereko eny
-reniny:aza makeny enao anaka fa bedin polisy nge enao e
-Botsy:za nge tsy ipipi fa ijery fotsiny e.sady nanatona ilay zazavavy nipipi ian Botsy ka nandinika azy teo mandra pahavitan'ny nataon'ilay zazavavy kely.
-Botsy:neny a,neny,io zazavavy kely io zany zao efa bedin'ny polisy ô?
-reniny:fa inona no mahatonga anao iteny anzany
_Botsy: ka efa notapahan'ny polisy nenazy kou
-Reniny:!!!!!!!????????????
5. Dan23 ( 16/07/2011 09:24)

6. mirananirina ( 16/07/2011 11:39)
tapaka ny tsinaiko marina hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1442