Firenena mahantra indrindra ... 3 premier Madagascar

1. bichette ( 12/07/2011 11:59)
Ahoana ity isika anisan'ny tena firenena mahantra indrindra ? 3 premier Madagasikara, mihamananika sy maneenjika ny loha-laharana ve ?
2. milamm ( 12/07/2011 14:58)
raha ny volazany forbes farany teo kalo de izay ony e, isika de anisany firenena mankarena na harena voajanahary (na ambaniny tany, antanety any andranomasina sns)no sady manankarena olomahantra marobe/ na ambanivohitra na antan-dehibe very asa sns), mino aho fa misy afaka manazava izany reto minisitra ny toekarena sy sosialy na ko i lavanify afaka manao loabary andasy sy adihevitra @ fampielezambaovao momba izany, ozy manko lavanify nomeny vahoaka azy ony fitokisana ka mba te hihaino mafy izahay na rapport -ny bilan economique 2009-2011 avy aminy satria moa izy no eo zao
3. pollux ( 09/08/2011 12:22)
Vahaolana 3 mifameno tanteraka no hitako:
1-Tsy hisy mana hilatsaka ho azy eo fa ny tsirairay no miezaka izay hahavelona tsara azy.
2- Mora lembenana kely ireo mpitondra sy mpandraharaha malagasy eo @ sehatry ny fifanarahana (négociation). Raha tsy izany dia mora voavidy vola ireo "négociateur" ireo.
3- 2 Tantara 7:14.

4. manampi67 ( 11/08/2011 17:13)
Bonjour,
Je suis une Malagasy qui habite en France, mais je peux vous dire Madagascar est un pays pauvre mais très riche en "Harena voajanahary", paysage, etc.....et on oublie jamais na dia mipetraka aty an-dafy aza. Matetika aho mihaona amin'ny Malagasy manao éxposition aty France, tsy mifankafatantra fa miezaka aho ny manantona az'ireo, dia miteny Malagasy izahay !!!!
Tena malahelo aho mahaheno ny zava-mitranga any amintsika.

5. daran ( 12/08/2011 10:28)
manaona daol e,

mahantra tkou ny any amintsika kanefa faha 3 ve? tsy misy porofo ny amin'izany. Betsaka ny fahantrana manerantany fa ny miresaka an'i Madagasikara no tena mahafatifaty an'ireto vazaha.
Misy no mbola mahantra lavitra noho isika fa tsy aseho sary izany. Isika aza anie mbola manankohanina sy fitafy e ( na dia tsy afa-po aza), tsy ny malagasy rehetra koa no tena hoe misèreux e, zay alou ny fahitako azy e. Ny mampalaelo dia zao: irao manana dia manangona iany ary miprofite @ ireo tsy afa-manoatra. Betsaka koa ireo mora matahotra vahiny kanefa manana ny maha -izy azy isika, ny sasany aza moa compléxé dia ahoana moa no atafavoaka @ zany e
6. manampi67 ( 12/08/2011 10:45)
Bonjour,
Na aty an-dafy koa anie misy ny mahantra, na ao Paris capital aza, misy ny mipetraka eny amoron-dalana, ambany tetezana, sns........ny hetraketraka mirongatra satria ny olona miha-mahantra !!!!
7. miangalyandria ( 10/09/2011 10:30)
Ny fahitako azy dia mahantra isika satria ny saintsika mora resy kely tsy sahy mandroso mihitsy fa vao mahita hoe mety tsy hety io an dia tonga dia mijanona. Amiko tsy tokony hiandry ny mpanao politika fa ny tsirairay aloha no mila miasa manao izay hahatsaratsara ny fiainany avy fa raha ny mpanao politika no andrasana dia tsy i Paoly intsony no andrasana fa i Razaka na i Godot
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5623