FIHEVITRA

1. SIOKATOKANA ( 08/07/2011 07:30)
Misy marina ihan, kanefa rah heverina ho asan'ny satana daholo izao rehetra ho atao izao de inona sisa zn no azonao atao? hipetram-potsiny? tss dikany n havelomana raha izan no misy. mihevera ihny ry taranak'i adama sy eva fa ef nohariana teto an-tany ianao mb hiary ary noho izan dia hiasa s hamelona n ankohonanao @ zavatra izay heken'ilay mpahary ianao.Ny zavatra rehetr atao ampahamarinana dia tsar avokoa.fantaro arak'izan n mety sy ny ts mety atao fa ef nomena anao n fahalalana ny tsar sy ny ratsy rehtra eto an-tany.
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:17
2. AndriambyII ( 11/07/2011 16:33)
Eka ouzzzz n' masna !! Raikitra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2431