sain-jaza

1. guant ( 04/07/2011 11:32)
inona no mahatonga ny olona iray efa ho 33 taona mbola mi se comporte otran zaza 11 à 15 ans
En plus mbola any am zaza ko no mahasarikaazy kokoa na samy eo aza ny olona rehetra!
fanamarihana aloha fa voan'ny fanintsona io olona io tamin'ny mbola kely!
misaotra am fanomezana fanazavana!
novalian'i ombelline ny 11/03/2014 08:27
2. m.i.s.a ( 05/07/2011 10:55)
mbola tsy tafasaraka @ zipon-dreniny zany
3. niryna ( 07/07/2011 16:02)

guant:

inona no mahatonga ny olona iray efa ho 33 taona mbola mi se comporte otran zaza 11 à 15 ans
En plus mbola any am zaza ko no mahasarikaazy kokoa na samy eo aza ny olona rehetra!
fanamarihana aloha fa voan'ny fanintsona io olona io tamin'ny mbola kely!
misaotra am fanomezana fanazavana!

ny toetsaina tokoa dia mifanaraka ny taonany avokoa ka matoa izany ilay olona efa 33 taona mbola mitovy amin'ny taonan'ny zaza 11 dia ao raha .Ny manatona dokotera kosa angamba no tokony atao,hatramin'izay taona maro nifandimby izay ve dia tsy nisy dokotera nalehanareo mihitsy nijery ilay olona? na ny olona ao an-trano tokoa aza dia mety mahafantatra hoe misy antony no mahatonga azy io.
Ny mpitsabo ihany no mahalala ny antony amin'ny analyze maro izay ataony azy eo
mahereza
4. sipagasy ( 19/07/2011 07:04)
arakarak'ilay 'act' ataon'ilay olona kosa angamba no amaritana hoe sain-jaza izy na tsia e! , fa na amintsika lehibe aza anie dia mbola misy 'âme d'enfant' ihany matoritory any ho any e!!!!
5. mpisotrtoaka ( 11/03/2014 07:56)
Ny tena marina lehibe loatra aza izy d ts sahy maneho izay am lehibe mitovy aminy . Izany hoe : raha 33 taona iz ka miaraka am olona 33 taona d ts mahatakatra izay fisainany izay ilay olona ! Fantatsika tsara anefa fa ny zaza no mahatakatra zavatra lavitra kokoa noho ny lehibe dia izay no antony ! Ts dokotera aho fa izay no zava-misy !
6. ombelline ( 11/03/2014 08:27)

guant:

inona no mahatonga ny olona iray efa ho 33 taona mbola mi se comporte otran zaza 11 à 15 ans
En plus mbola any am zaza ko no mahasarikaazy kokoa na samy eo aza ny olona rehetra!
fanamarihana aloha fa voan'ny fanintsona io olona io tamin'ny mbola kely!
misaotra am fanomezana fanazavana!



Mety ato @ ity lazainao ity ny valiny "voan'ny fanintona io olona io tamin'ny mbola kely" , mila mijery neurologue . Mety efa tara satria efa lehibe ilay olona fa au moins hahafahan'ny fianakaviana mi comprendre azy ! Mahereza !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2019