Fanentanana ny rehetra

1. Rasoaly ( 02/07/2011 02:59)
Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mpamonjy antsika,ny vavaka ataontsika dia Rainay any an-danitra 01,arahaba ry Maria 01,voninahitra 01,entina amaranana azy dia ny hoe ry fo masin'i Jesoa o,mahatoky Anao izahay.Dia mazotoa mivavaka ry reto ary ankino @Andriamanitra foana ny fiainanao,raha toa ka any ampiasana ianao @io ora io,ka sendra tena sahirana tsy afaka manao dia manokana fotoana kely fotsiny ary manaova hoe:"mitsaoka Anao sy misaotra Anao aho,fa Ianao no nanavotra ahy tamin'ny hazofijalianao masina",dia avy eo ry fo masin'i Jesoa ô,mahatoky Anao aho.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy,mahereza mivavaka
novalian'i Ratoa ny 01/07/2012 19:54
2. sipagasy ( 19/07/2011 07:11)
amen!
3. bichette ( 20/07/2011 11:01)

Rasoaly:

Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mpamonjy antsika,ny vavaka ataontsika dia Rainay any an-danitra 01,arahaba ry Maria 01,voninahitra 01,entina amaranana azy dia ny hoe ry fo masin'i Jesoa o,mahatoky Anao izahay.Dia mazotoa mivavaka ry reto ary ankino @Andriamanitra foana ny fiainanao,raha toa ka any ampiasana ianao @io ora io,ka sendra tena sahirana tsy afaka manao dia manokana fotoana kely fotsiny ary manaova hoe:"mitsaoka Anao sy misaotra Anao aho,fa Ianao no nanavotra ahy tamin'ny hazofijalianao masina",dia avy eo ry fo masin'i Jesoa ô,mahatoky Anao aho.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy,mahereza mivavaka


ka raha amin'ny 3 ora hono ny nahafatesan'i Jesoa, dia maninona ? Jesoa efa nitsangana tamin'ny maty naharesy izao tontolo izao, aleoko mivavaka amin'ny ora nitsanganany mdrrrrr
4. Ratoa ( 28/07/2011 20:01)
marina ny anao ry bichette! Tsy aleo veo mivavaka Aminy mihitsy satria velona Izy? Ary ireto vavaka, vavaka katôlika daholo dia inona hono no hataon'ny hafa tsy mahay ireo?
5. mmmhh ( 29/07/2011 05:56)
dia mivavaka @ izay avy ao am-ponao e, izay mahatery ny fonao no atao,
6. Ratoa ( 29/07/2011 08:38)
ka izay mihitsy! Ny ahy, Kristy velona no ivavahako. Ny andro nahafatesany efa resy. Fahatsiarovana sisa. Ny fiainana izao no ifaliana iriana ho soa fa velona Izy! Aleloia!
7. Rasoaly ( 04/08/2011 21:09)
Salama daolo,izao kosa ange e,raha tsy nahafoy ny ainy ho antsika i Jesoa,nanao ny Ainy ho sorona ho antsika
dia tsy voavonjy tamin'ny fahotantsika isika,ka tena rariny isika raha tokony hanolotra vavaka rehefa tonga io ora io,ary raha toa ka tsy nanaiky hovonoina Izy dia tsy nisy ihany koa ny fitsanganany,ka ny fahafoizany ny Ainy no tena zava-dehibe,ny nandatsahany ny Rany masina ho fanavotana antsika.Ary na katolika ianao na protestant na inona na inona finoana misy ny tsirairay,tsy misy hafa tsy Andriamanitra tokana no hivavahana,mazotoa daolo.
bichette:


Rasoaly:

Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mpamonjy antsika,ny vavaka ataontsika dia Rainay any an-danitra 01,arahaba ry Maria 01,voninahitra 01,entina amaranana azy dia ny hoe ry fo masin'i Jesoa o,mahatoky Anao izahay.Dia mazotoa mivavaka ry reto ary ankino @Andriamanitra foana ny fiainanao,raha toa ka any ampiasana ianao @io ora io,ka sendra tena sahirana tsy afaka manao dia manokana fotoana kely fotsiny ary manaova hoe:"mitsaoka Anao sy misaotra Anao aho,fa Ianao no nanavotra ahy tamin'ny hazofijalianao masina",dia avy eo ry fo masin'i Jesoa ô,mahatoky Anao aho.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy,mahereza mivavaka


ka raha amin'ny 3 ora hono ny nahafatesan'i Jesoa, dia maninona ? Jesoa efa nitsangana tamin'ny maty naharesy izao tontolo izao, aleoko mivavaka amin'ny ora nitsanganany mdrrrrr
[/quoteSalama daolo,izao kosa ange e,raha tsy nahafoy ny ainy ho antsika i Jesoa,nanao ny Ainy ho sorona ho antsika dia tsy voavonjy tamin'ny fahotantsika isika,ka tena rariny isika raha tokony hanolotra vavaka rehefa tonga io ora io,ary raha toa ka tsy nanaiky hovonoina Izy dia tsy nisy ihany koa ny fitsanganany,ka ny fahafoizany ny Ainy no tena zava-dehibe,ny nandatsahany ny Rany masina ho fanavotana antsika.Ary na katolika ianao na protestant na inona na inona finoana misy ny tsirairay,tsy misy hafa tsy Andriamanitra tokana no hivavahana,mazotoa daolo.
bichette:


[quote=Rasoaly]
Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mpamonjy antsika,ny vavaka ataontsika dia Rainay any an-danitra 01,arahaba ry Maria 01,voninahitra 01,entina amaranana azy dia ny hoe ry fo masin'i Jesoa o,mahatoky Anao izahay.Dia mazotoa mivavaka ry reto ary ankino @Andriamanitra foana ny fiainanao,raha toa ka any ampiasana ianao @io ora io,ka sendra tena sahirana tsy afaka manao dia manokana fotoana kely fotsiny ary manaova hoe:"mitsaoka Anao sy misaotra Anao aho,fa Ianao no nanavotra ahy tamin'ny hazofijalianao masina",dia avy eo ry fo masin'i Jesoa ô,mahatoky Anao aho.Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika tsirairay avy,mahereza mivavaka


ka raha amin'ny 3 ora hono ny nahafatesan'i Jesoa, dia maninona ? Jesoa efa nitsangana tamin'ny maty naharesy izao tontolo izao, aleoko mivavaka amin'ny ora nitsanganany mdrrrrr








]
8. daran ( 05/08/2011 14:02)
ka ref tonga zany ny @ 3 ora d hiaraka amerina zavatra mitovy isika rht eto an-tany? ts hafahafa v zany fanentanana izany o ? ga moa ny vavaka tsy resaka @ A/tra e? d mba ahoana ny fijerin'A/tra ny olona rht milaza zvt mitovy isan'andro isaky ny @ 3 ora? raha manao an'izany moa ny zanantsika isan'andro isaky ny ora iray mitovy, mba hanao ahoana ny fahitantsika azy????
sady ato amin'ny resaka sakafo v rangaha nareo no manentana , hihi
9. diamondra27 ( 20/09/2011 10:20)
rasoaly: ho an'izay tsy katolika na tsy mpivavaka nefa mba te hivavaka dia aiza no ahitana ireo zavatra angatahina ireo, fo masin'i jeso, rainay zay any an-danitra , voninahitra sns

raha azo atao dia alefaso eto mihintsy ilay izy iarahana manao e!
10. dadabe ( 01/07/2012 14:19)
bonjour diamondra27 vaoao andriko ?


fa angaha moa tsy resaka sakafo le ato ???


n 'importe quoi be raha ziany kle
11. Ratoa ( 01/07/2012 19:54)
sakafo-panahy é:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8994