Mitady an'i mirananirina

1. andrywui ( 18/06/2011 10:37)
aiza ilay namako tato fa tsy hitako tato tsony elaela " mirananirina" ..!!

raha hitanao izao antso izao de miverena a !....
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:46
2. andrywui ( 18/06/2011 10:38)
hira fanamafisana antso !!
3. mirananirina ( 20/06/2011 13:59)
Odryyyy!saiky tsy amaly aho fa valiako ihany.miditra matetika eto aho ka fa tsy hoe tsy hitta izany.ary ilay msg be de be any @ yahoo efa novaliako
4. dadabe ( 26/06/2011 12:53)

mirananirina:

Odryyyy!saiky tsy amaly aho fa valiako ihany.miditra matetika eto aho ka fa tsy hoe tsy hitta izany.ary ilay msg be de be any @ yahoo efa novaliako


kay le tafita ndray bainina le.....zah ko andefso msg any @ yahoo mirana a
5. mirananirina ( 27/06/2011 08:48)

dadabe:


mirananirina:

Odryyyy!saiky tsy amaly aho fa valiako ihany.miditra matetika eto aho ka fa tsy hoe tsy hitta izany.ary ilay msg be de be any @ yahoo efa novaliako


kay le tafita ndray bainina le.....zah ko andefso msg any @ yahoo mirana a


dadabe lol
tsy te hierika ahy intsony ianao raha andefasako msg any @ yahoo.
6. andrywui ( 02/07/2011 17:14)
zay ! ... fay elah zay bainn !
elah anie efa tenenina foana fa zahay sy mirana no mpiakama fa tsy elah rapika e mbola manao ihany elah ! zao elah zao nalain'i mirananay baraka huhuhuhuhhon hon hon
merci mirana a ! ... tianao ve le hira ,ramafa io a tonga de mitira be sy tena manindry be ny vazony aaa

hafatra farany bainnn a aza manao resaky ny mpanamaina eto elah !!!!!!... faharoa : ny num nlah oa maty tato amn phone ko ,donc andefaso ah
7. abe165 ( 08/08/2011 20:16)
izaho mba te ho namanaory mirana
8. mirananirina ( 14/08/2011 15:30)
abe165
9. andrywui ( 21/08/2011 23:47)
TANDREMO IO ABE IO RY MIRANA FA MIOTSANA AMINIO ENAO .... ADALA MATANJAKA IO
10. mirananirina ( 24/08/2011 07:38)
Andrywui,tsy misy mampiontsana ahy izany na iza na iza :)
11. andrywui ( 26/08/2011 12:09)
tena kozy ve le ?? gaigy zany ramirana a ...isika sy mirana tokoa anie sisa no olona tavela ato zao fa menatra tato ny ankabeazany e nisy resaka fopla be ane mirana e mbola tantaraiko ani mirana ny tantara tato refa malalaka fa nisy exterieur bedeb ane fa ts tato iany e...nisy anzany nifanatrika sy nitomany zan ,,nisy nifanenjika teny amn periph zany ,nisy anzany nifindra faritany za,y ry zalah ts tazatazana tato ireny ....tantara be ane e !!
12. abe165 ( 18/12/2011 22:13)

[quote=andrywui]
aiza ilay namako tato fa tsy hitako tato tsony elaela " mirananirina" ..!!

raha hitanao izao antso izao de miverena a !....

Ato ihany fa mbola sahirana kely dia tsy afaka nifanerasera ,koa mirary fety sambatra daholo
13. dadabe ( 29/12/2011 16:46)
kiii tsy nomen i mirana message zah klele
14. mirananirina ( 04/01/2012 10:17)
Dadabe :Soa ihany zany fa tsy nahazo msg enao fa Tonga de romotra be ,sa tsy mety Léo ohatra n'y sasany ,efa mahazo teny marary mbola mitalaho ihany grrrrrrr ! Abe165 fa ira loatra ary enao.marina n'y teniko satria mijery matetika eto aho n'a tsy mandray anjara aza
15. abe165 ( 04/01/2012 21:14)
Sl! za ve de tsy fantatrao ,tratrin'ny taona aloha eee! ity ny e-mail ko raha te halala ahy
" marie.fanja@gmail.com"
16. dadabe ( 06/04/2012 16:33)
kayy zny deklarasioo leuleu ...vita sdy fay iaalahy zay ra Andrywii mannn et mann elah zay
17. andrywui ( 12/05/2012 12:25)
efa vita less ny zafera a veloma sisa !!!

-elah ts hita mits fa mitsoatsoka lava io ko ! otran oe misy hamono anlah less ko
18. fafane ( 22/06/2012 14:21)
O! Ry Mirana a. Ka tsy mora ane zany mamerna zany e?? Iaretana dolh na inn na inn szo mbz hety iany, fa za alou defa milaea sy mampitandrina e!!!
19. fafane ( 22/06/2012 14:27)
O! Ry Mirana a; ka tsy mora ane zany oe mamerna zany e, tsy maintsy iatetana doly na inn na inn sao mba hety iany! Fa za alou efa nilaza sy nanambara ny marna e
20. dadabe ( 24/06/2012 09:46)
ouadrayy leuleu kay hatraty le kozy voretra be taroa kleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2739